Maroy By Vaneke

Maroy By Vaneke cheveux Naturel�

G*i zany repousse bé😋♥️ATOROKO ANAREO NY FIKARAKARANA VOLO MILOKO ✨ atoroko anareo ny secret 🤫💧 Aza sasana matetika loat...
20/05/2026

G*i zany repousse bé😋♥️

ATOROKO ANAREO NY FIKARAKARANA VOLO MILOKO ✨

atoroko anareo ny secret 🤫

💧 Aza sasana matetika loatra 1fois/SEMAINE ihany

Mampiasà shampoo sans sulfate

Manaova bain d'huile 1fois/sem avant manaova loha
disponible ftoana ny crème coiffante 🥰

Arovy amin’ny hafanana ny volo

Rano matimaty no hanasana loha

Tapaho ny tendrony➡️ Isaky ny 2mois
Maro bé nareo nô manontany hoe mora maniry le volo ..
ataovy fahazarana aloha reo de ho itanao ny vokany eee🤩

Zay ndray aloha fa bonne journée jiaby, 😘

coucou ❤️ Io volo ko hoa Mila karakaraina fotsiny de ça va ☺️Hizara soin Ary tsika e, Lavage shampooing solideMasque Avo...
12/05/2026

coucou ❤️

Io volo ko hoa Mila karakaraina fotsiny de ça va ☺️

Hizara soin Ary tsika e,

Lavage shampooing solide
Masque Avocat sy atody🤩🤩
Leave in crème sy gel nô nampiasaina taminy
Zay de vita ny chocolat 😁🥰🥰

❌❌Misy hatrany ny crème coiffante
brosse
bonnet satin
scrunchie
Mankasitraka foana ho an'izay mamapiasa de maità vokatra mamikely daholo an🫶❤️

🌺Scrunchie satin 🌺Miaro ny volo MBA tsy ho tapatapaka 🥰Seulement à 1000ar
29/04/2026

🌺Scrunchie satin 🌺

Miaro ny volo MBA tsy ho tapatapaka 🥰

Seulement à 1000ar

Mila karakaraina le tafotrano hoa😹😹Partage maraina Ary e.   1) Bain d'huile (crème coiffante)Alina iray manontolo,❣️Alef...
22/04/2026

Mila karakaraina le tafotrano hoa😹😹

Partage maraina Ary e.

1) Bain d'huile (crème coiffante)
Alina iray manontolo,
❣️Alefatsika ETO ihany n'y fanosoran Ilay crème coiffante @ manaraka 😊
2)lavage shampooing ou savon solide

3) masque adapté @ volonao.
❣️Hozaraiko eto n'y masque @ manaraka 😊
4) rehefa voakobana tsara ny volo an,de manosotra leave in
Atao amzay ny dressage.

De vita ny chocolat 🤩🤩

Manaraha fona n'y pejy fa hisy fizarana matetika Sady hisÿ ihany koa ny lalao Mety hazahoana dressage boucle na Cadeau hafa..

Tena hoe coup de coeur 🥰🥰Volo maina bé❌❌❌❌Vitæ soin tsara ❣️Dressage ❣️Séchage De vita ny chocolat 🤭🤩🤩       Dispo dahol...
21/04/2026

Tena hoe coup de coeur 🥰🥰
Volo maina bé❌❌❌❌

Vitæ soin tsara ❣️
Dressage ❣️
Séchage
De vita ny chocolat 🤭🤩🤩

Dispo daholo izay accessoires pour cheveux curly an.
Manao dressage curly ihany koa❤️

Address

Tananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maroy By Vaneke posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share