Livraison Madagascar /international 00261344507244

Livraison  Madagascar  /international 00261344507244 Vente des produits 100% bio sans effet secondaire . Santé et bien-être . Et nutriplant organic fertilize . Engrais pour les plantes

27/09/2025
Infection vaginale NY INFECTION VAGINALEAnisan'ny aretina mpahazo ny vehivavy izy ity, misy tsiranoka, na perte mivoka a...
16/10/2022

Infection vaginale

NY INFECTION VAGINALE
Anisan'ny aretina mpahazo ny vehivavy izy ity, misy tsiranoka, na perte mivoka avy amin'ny fivaviana, mety hangidihidy, ary raha tsy mandinika ny lehilahy dia mety hiady, mety hieritreritra mihitsy aza hoe sao dia maditra, na mapirafy ny vadiko, aoka anefa ho fantatsika fa azo avy aminy rano isasan'ny vehivavy izy io, zany hoe rano anasana fivaviana.

AHOANA ARY NY HITSABOANA AZY?

1)-Tongolo gasy na tongolo lay

• Ampangotrahina ny rano 1litre
• Arotsaka ao ny tongolo gasy voatoto 1 tanana ila
• Ampiana sira 1sotro lehibe
• Tetehina
• Avela ho matimaty.
• Atao rano hidiovana (tsy tampohina rano intsony)

2)-THYM,ROMARIN

• Ampangotrahina ny rano 1litatra
• Asiana ravina romarin sy thym tahony 2
• Avela hivadibadika
• Hidiovana rehefa matimaty (tsy tapohina rano intsony)
• Ilaina hatrany ny fihinana tongolo gasy mandritra ny 10andro hitsaboana

Address

0344507244
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Livraison Madagascar /international 00261344507244 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share