11/02/2025
Bonsoir ☺️
Tsy manana accès amin'ilay app fanaovana tirage aho ka dia aleo atao credit ilay loka anareo 🥰
Tsy ataoko tirage fa izay rehetra nahafantatra tsara ny service misy ato amin'ny page sy nanaraka tsara ny fepetra rehetra nampetrako no omeko credit 😁
Ireto avy aloha ny service ato aminay :
1) Manafatra entana avy any Chine sy Dubaï
2) Manakalo Rmb
3) Miandraikitra envoi Chine - Mada sy Dubaï - Mada
4) Mivarotra articles K-pop, Animé, Manga , Geek , Rock sy ny tontolony
5) Afaka manao devis anareo ihany koa
Misy commentaire kopi kole be izay ato dia tsy afaka ny hanome anareo aho arak'ilay nolazaiko , dia misy tsy mba manao recherche kely ihany koa fa dia faly haka loka fotsiny dia manoratra an'izay asiko j'adore fotsiny ka dia mifona fa tsy afaka ny hanome anareo aho 😂 Misy aminareo tao ihany koa no tsy mentionnés followers sy à la une fa mody ataonareo ( #) hastag ilay izy 😂🤭
Bref , misaotra antsika rehetra nandray anjara dia amin'ny manaraka indray 🥰😘
https://www.facebook.com/100064169044527/posts/1000073842141575/
Ity aza ilay lalao ooh 🥰
Ity lalao ity moa zany dia ho faranana amin'ny St Valentin satria mendrika ny homena fitiavana kely ihany koa ianareo ❤️
Olona 3 no hahazo loka amin'ity 🎉🎁
Lot 1 : Article animé 🥳
Lot 2 : Article K-pop 🥳
Lot 3 : Article gothique 🥳🖤
Tsotra kely ny fanontaniana ho ampetrako dia mamaly ao amin'ny coms ao fotsiny ianareo no sady mentionné(e)s à la une sy followers anareo i abonné(e)s ny page tsika dia izay fotsiny dia vita ny chocolat 😛😘
Ity ilay fanontaniana aza :
- Milazà service roa (2) izay efa nahafantaranareo ny page na ihany koa ny antom-pisian'ny page hatramin'izay hatramin'izao 🌺
Io ilay fanontaniana dia amin'ny 15Fev amin'ny 3ora antoandro ho ataontsika ilay tirage dia izay vao hafarantsika any Chine ny cadeau anareo rehefa vita ilay tirage 😍✨
Izay fa bonne chance daholo 💗