03/11/2025
๐๐๐ฉ ๐ผ๐ ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐ด๐ฒฬ๐ป๐ฒฬ๐ฟ๐ฎ๐น๐ฒ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ฒ๐ป๐๐ฒ ๐๐ต๐ฒ๐ ๐ฆ๐ต๐ผ๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐ผ.๐บ๐ด
โ
๐ญ. ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฃ ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ ๐ฃ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ๐
Azonao atao ny Manao JP aminโny fomba manaraka ireto :
โข Mandritra ny live aminโny pejy Facebook .mg
โขAminโny alalanโny publication de vente eto @ pejy
โข Na aminโny hafatra miafina (privรฉ) mivantana aminโny pejy.
โ
๐ฎ. ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ (๐๐ฃ)
Rehefa manao โJPโ ianao dia tsy maintsy:
โก Manoratra ""๐ข๐ ๐๐๐ฉ" ๐ฎ๐ป๐ @๐ ๐ฃ (midika izany fa manaiky ny CGV ato Shoppeo.mg ianao)
โก Mandefa capture anโilay vokatra nalainao + contact et lieu de livraison ihany koa ao @ MP.
๐ Raha tsy manamafy ao anatinโny 2 ora aorianโny JP ianao, dia Annuler'nay ilay JP nataonao ary homena ny mpividy manaraka (2รจ JP) na haverina hivarotana eto aminโny pejy.
โ
๐ฏ. ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ / ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ผ๐ป
Shoppeo.mg dia tsy mbola manana toerana fivarotana ankehitriny, ka atao " en livraison" avokoa ny fivarotana rehetra.
โก ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐น๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ผ๐ป @๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ Manerana anโi Madagasikara izahay.
โก ๐ฆ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ผ๐ป
๐ต ๐ง๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฒ : 3 000 Ar (an-tanร na) / 5 000 Ar (pรฉriphรฉrie)
๐ต ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ : 3 000 Ar (centre-ville) / 5 000 Ar (pรฉriphรฉrie)
๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ : miankina aminโny saram-pitaterana (izay ifanarana aminโny transporteur)
โฐ ๐๐ฒ-๐ฝ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ฑ๐ฒ๐น๐ฎ๐ถ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ผ๐ป
Raha manao confirmation JP androany ianao, dia atao rahampitso ny livraison (raha tsy hoe misy antony manokana na sakana tsy azo ihodivirana).
โ
๐ฐ. ๐ ๐ผ๐ฑ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐ฃ๐ฎ๐ถ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐
โถ๏ธ Raha paiment ร la livraison dia mandefa acompte 50% Soit 50% restant @ fotoanan'ny livraison (espรจces)
โถ๏ธ Soit par mobile money : Aminโny Mvola na Orange Money
NB: Rehefa avy mandoa aminโny Mvola/Orange Money dia mandefa capture aminโny hafatra manokana ianao, ho fanamafisana ny fandoavana.
โ
5. ๐ฅ๐ฒ๐๐ผ๐๐ฟ ๐ป๐ ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ
Raha tsy noraisinao Ilay entana natao livraison dia azo ekena ihany raha misy tranga manokana na antony ara-dalร na (force majeure).
Tsy ekena kosa ny fiverenana ny entana natao JP raha resaka ara-bola ( matoa ianao Manao JP Dia misy vola hividianana izay ianao ka Aleo mifanaja hatrany ๐๐ฝโฅ๏ธ)
โ ๏ธ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐
Raha miverimberina indroa izany dia ho aseho aminโny pejy ny anaranโny mpividy mba hisorohana ny fandaniana fotoana.
โ
๐ณ. ๐๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ฐ๐
Ho anโny fanontaniana, fividianana, na fanamafisana Dia afaka mandefa message ao @ Pejy hatrany.
๐ค Misaotra aminโny fitokisana sy ny fanohanana anโi Shoppeo.mg !