Tia-Muzik

Tia-Muzik - Magasin d'Instrument de Musique Veuillez nous contacter sur Message Privé pour plus d'informations

🚨 ARRIVAGE GUITARE GP-C60 ! 🚨Mpanjifa mitady gitara tsara feo sy kalitao? Tonga indray ny GP-C60! 🎸Feo mazava, maharitra...
07/08/2026

🚨 ARRIVAGE GUITARE GP-C60 ! 🚨

Mpanjifa mitady gitara tsara feo sy kalitao? Tonga indray ny GP-C60! 🎸
Feo mazava, maharitra, ary afaka tendrena avy hatrany!

💰 Prix : 370 000 Ar (Miaraka amin'ny Clé Allen & Carton)
📦 Stock voafetra!

📲 Commande / Info : 034 81 364 93 | 034 10 259 51

📍 Anosy : Tsena Vaovao, 3ᵉ ét. Box 39
📍 Soarano : Immeuble Iarivo Center, 2ᵉ ét. Box D20

23/07/2026
22/07/2026

🔥 550 000Ar FOTSINY! Tsy mila mandany vola be vao mahazo guitare électro-acoustique tsara! 🎸

Mitady gitara tsara feo, tsara endrika ary vonona hiakatra scène? Ity no safidy mety ho anao!

🎸 SMIGER SM-403EQ
✅ Électro-acoustique (azo ampifandraisina amin'ny ampli)
✅ Son madio sy matanjaka
✅ Manche réglable
📦 Livré miaraka amin'ny carton + clé Allen

💰 550 000 Ar

⚠️ Mbola misy stock, fa voafetra!

📞 034 81 364 93 | 034 10 259 51

📍 Points de vente :
🏢 Anosy : Tsena Vaovao (en face du Sénat), 3ᵉ étage, Box 39
🏢 Analakely : Soarano (en face du 1er Arrondissement), Immeuble Iarivo Center, 2ᵉ étage, Box D20

📩 Alefaso dieny izao ny commande-nao!
🚚 Livraison partout à Madagascar

20/07/2026

🎸 MBOLA MITOHY NY PROMOTION! 🔥

Mbola tsy nahazo ny GAH-61EQ Électro-Acoustique ve ianao? Izao no fotoana!

✅ Feo madio sy matanjaka
✅ EQ intégré
✅ Mety amin'ny scène, fiangonana ary filalaovana isan'andro

⏳ Stock voafetra, aza tara!

📞 034 81 364 93 | 034 10 259 51

📍 Points de vente :
🏢 Anosy : Tsena vaovao (en face du Sénat), 3ᵉ étage, Box 39
🏢 Analakely : Soarano (en face du 1er Arrondissement), Immeuble Iarivo Center, 2ᵉ étage, Box D20

🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara

🔥🎉💥 TANDREMO SAO TARA ANH 🎈🔥🎊🚨 🔥 PROMOTION SPÉCIALE 🔥 🚨🎸 SMIGER GAH-61EQ – Naturel Matte💥 600 000 Ar IHANY! 💥✅ Guitare é...
16/07/2026

🔥🎉💥 TANDREMO SAO TARA ANH 🎈🔥🎊

🚨 🔥 PROMOTION SPÉCIALE 🔥 🚨

🎸 SMIGER GAH-61EQ – Naturel Matte
💥 600 000 Ar IHANY! 💥

✅ Guitare électro-acoustique
✅ EQ SQ-4MIC intégré
✅ Feo madio • Kalitao premium • Vonona hiakatra scène

⚠️ Stock voafetra! Rehefa lany dia tapitra ny promotion.

📞 Contact : 034 10 259 51 / 034 81 364 93

📍 Points de vente :
🏢 Anosy : Tsena vaovao (en face du Sénat), 3ᵉ étage, Box 39
🏢 Analakely : Soarano (en face du 1er Arrondissement), Immeuble Iarivo Center, 2ᵉ étage, Box D20

🚚 Livraison partout à Madagascar.

🎶 Aza avela handalo ity promotion ity fa mety tsy hiverina intsony!

🥳🎈🎉 PROMOTION DES VACANCES 🔥🎊💥
10/07/2026

🥳🎈🎉 PROMOTION DES VACANCES 🔥🎊💥



07/07/2026

Tia-Muzik conférence 2026 🥰✨
IKM Antsahavola

🎉🏖️ PROMOTION SPÉCIALE VACANCES! 🏖️🎉🎸 Guitare Classique GRAPE GP-C40🔥 230 000 Ar ihany (Promotion à durée limitée)✨ Mety...
29/06/2026

🎉🏖️ PROMOTION SPÉCIALE VACANCES! 🏖️🎉
🎸 Guitare Classique GRAPE GP-C40

🔥 230 000 Ar ihany (Promotion à durée limitée)

✨ Mety tsara ho an'ny ankizy 7 taona hatramin'ny 12 taona
✅ Manche réglable – mora ahitsy, mampahazo aina rehefa mitendry
✅ Livré sous carton + Clé Allen offerte
✅ Taille 1/2
🎨 Loko 3 disponibles :
🖤 BK (Noir)
🤎 3TS (Sunburst)
💛 N (Naturel)

🎶 Izao no fotoana tsara indrindra hianarana guitare mandritra ny vacances! Na ho an'ny tena na ho fanomezana, ity no safidy tsara amin'ny vidiny tsy mampino

📩 Stock limité! Alefaso Message dieny izao na antsoy izahay couleur mety aminao

🎁 Promotion Vacances : 230 000 Ar seulement ! 🔥

Address

Analakely Soarano En Face 1er Arrondissement , Immeuble Iarivo Center Box D20 , 2ème Étage
Antananarivo
101

Telephone

+261322864475

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia-Muzik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia-Muzik:

Shortcuts

Share