Zezika kankana

Zezika kankana 100% BIO Madame Marcelle

09/01/2026
☺️Elaela izahay tsy nizara, elaela izahay tsy nanoratra. ☀️Ireto sary alefanay ireto ary no entina hiarabana antsika reh...
09/01/2026

☺️Elaela izahay tsy nizara, elaela izahay tsy nanoratra.

☀️Ireto sary alefanay ireto ary no entina hiarabana antsika rehetra amin'izao taona vaovao izao. Ho taona feno fahasoavana sy fahombiazana ho antsika anie ity taona 2026 ity.

🌾Maro ianareo no manontany anay fona oe mety amin'ny vary ve ilay zezika kankana.
Eny tompoko, tena mety aminy tokoa le izy. Na vary an-tanety io na amin'ny tanimbary.

8 andro taorinan'ny namafazana azy ilay vary dia efa mitsimoka sahalan'ny amin'ireo sary ireo.
Ny ketsa kosa 10 andro taorinan'ny namafazana azy ary tena mitombo aingana le izy.

Ny laharana tsy miova fa afaka miantso mivantana fona ny laharana 034 15 231 55 ireo izay anjifa ny zezika kankana ato aminay amin'ny sarany 2000Ariary/kg.

Tarigetranay ny oe: "Zezika kankana, tany ho lovain-jafy". Ka ho lovain-jafy tokoa anie ny tanintsika miaraka amin'ny zezika kankana.

Address

Lot III X 40 Bis Anosibe Ouest 2
Antananarivo
TANA101

Telephone

+261341523155

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zezika kankana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zezika kankana:

Shortcuts

Share