08/06/2024
💢💢 Tombony 100 % 💢💢
💢💢 Fampianarana azo antoka 💢💢
✳Maniry ny ahavoafehy ny fanamboarana savony sy ny tontolony ve ianao ?
✳Tombony be ho anao raha hanatrika ity fampianarana ity satria :
1️⃣Afaka ny hanangana vadin'asa na orin'asa momban'ny savony ianao.
2️⃣Afaka mampihena ny vola mivoaka ao an-trano.
3️⃣Afaka hanao savony amin'ny kalitao tena tianao, sy amin'ny endriny tianao.
4️⃣Ho fantatrao ireo olana mety hiseho
5️⃣Hatoro anao ny toerana hangalana ny akora rehetra
6️⃣Homena anao ireo fika tsotra ialana amin'ny fatiantoka.
7️⃣Homena karazana formule azonao hampiarina avy hatrany.
📅Amin'ny sabotsy 15 jona ary ny fotoana, ka tahaka izao ny fizotran'ny fampianarana :
🕗8 h - 12 h :
🧴SAVON LIQUIDE (liquide vaisselle)
🧼SAVON SOLIDE
🕐13 h - 14 h :
🧼SAVON TRANSPARENT
💢mbola misy vidéo bonus ho an'izay hanatrika ny formation :
🎞Bougie
🎞Charbon écologique
🎞Cire (savoka)
💢Sady mbola misy fanarahamaso ao aorianan'ny formation, ka raha misy olana dia ao amin'ilay groupe no manontany ; mbola misy polycope ho zaraina.💢
💰Prix de formation : 20 000 ar 😉
🏫Lieu : Anosizato (Jesosy Mamonjy)
💢Aza adino ny mitondra : 🖋Stylo, 📙cahier, 🧴tavohangy 50 cl, 📱finday android (hamidrana ilay vidéo).💢
🖋Ho an'izay liana dia iangaviana hisoratra anarana avy hatrany ao amin'ny hafatra miafina.
📞Plus d'infos : 034 62 388 03
✳"Ankino amin'i JEHOVAH ny asanao dia ho lavorary izay rehetra kasainao."✳