Mish Shopping

  • Home
  • Mish Shopping

Mish Shopping Tendance pour tous 👗👠👖🛍

Tout à 5000Ar ary oooo😍😍 Prix Zoma Manifika 😘😘 Détails en commentaire 😊
07/11/2025

Tout à 5000Ar ary oooo😍😍 Prix Zoma Manifika 😘😘
Détails en commentaire 😊

A partir de 5000Ar 🤩🤩
28/10/2025

A partir de 5000Ar 🤩🤩

28/10/2025

Coucou 😊 Aza adino ny Rendez vous antsika ratoandro @1 ora 😘😘
Izay midentifier Namana betsaka indrindra mahazo Robe manjakely 0 Ar 😍😍


Rahampitso @1 ora ny    tsika manaraka an... 😊Tafandri_Mandry daholo ary ooo 😘😘❤❤
27/10/2025

Rahampitso @1 ora ny tsika manaraka an... 😊
Tafandri_Mandry daholo ary ooo 😘😘❤❤




❤ Arrivage Manitra be Taille S👉XXL ❤ 📣Live Lundi A 12h30 😘📣 0Ar pas plus de 25000Ar😊
26/10/2025

❤ Arrivage Manitra be Taille S👉XXL ❤
📣Live Lundi A 12h30 😘
📣 0Ar pas plus de 25000Ar😊

📣Live Lundi 27Octobre A 12h30 😊😘❤ Arrivage Manitra be Taille S 👉XXL📣 0Ar pas plus de 25000Ar
26/10/2025

📣Live Lundi 27Octobre A 12h30 😊😘
❤ Arrivage Manitra be Taille S 👉XXL
📣 0Ar pas plus de 25000Ar

LALAO BAREA eeee 🎉🎉🎉 Atsoy ny namana , Asio j'aime sy partage ny page 😘 10 000ar avy ho an'olona 3 mahita valiny Marina,...
30/08/2025

LALAO BAREA eeee 🎉🎉🎉
Atsoy ny namana , Asio j'aime sy partage ny page 😘 10 000ar avy ho an'olona 3 mahita valiny Marina, Alefaso ary ny pronostic eee 😊
Alefaaaaaaaa ⚽🏆⚽🎉🎉🎉🎉

20/08/2025

Helloooo Fizarana mahasoa foana aloha an...😘😘
🟨 Ity ny plan fitsaboana voajanahary manokana hanampy amin’ny kambon’orona + sinusite, atao mandritra ny 3–4 herinandro dia jerena ny fiovana.

PLAN VOAJANAHARY HO AN’NY KAMBON’ORONA SY SINUSITE

(Azo tohizana rehefa mahita vokatra, fa tsy misy mamoaka loza raha atao maharitra)

1. Fikarakarana isan’andro (Maraina sy Hariva)

Fanasana orona amin’ny sira
1/2 sotro kely + 1/2 sotro kely karibonetra + 250 ml rano mafana voadio.
Ampiasao seringue, sasao moramora ny orona indroa isan’andro.
🟢 Manadio loto, manamaivana fivontosana, manokatra lalan-drivotra.

Inhalation setroka
500 ml rano + 3 mitete menaka ravintsara na eucalyptus.
Asiana lamba eo amin’ny loha, mifoka setroka 5–7 minitra.
🟢 Mampihena “mucus”, manokatra orona, manala aretina.

2. Fanohanana avy ao anatiny (Anti-inflammatoire)

Tongolo gasy sy tantely
Tongolo gasy voatetika (singany) 2, afangaro amin’ny tantely 1 sotro fihinanana, atelina indray mandeha isan’andro.

Curcuma + tantely
1/2 sotro fihinanana curcuma + 1 sotro fihinanana tantely, afangaro amin’ny rano mafana kely.
➡️ Mampihena fivontosana sy manatsara hery fiarovana.

3. Sakafo manampy

Ampitomboina: voankazo sy legioma maitso, menaka oliva, trondro.

Fadio: sakafo be “sucre” sy voahodina (gâteaux, jus voahodina), ronono be lactose raha fantatra fa mampisy allergie.

Misotro rano be 1,5–2 L isan’andro.

4. Fitsaharana sy tontolo iainana

Mandry am-pandriana amin’ny loha somary avo (2 ondana).

Miezaha hisoroka vovoka sy setroka sigara.

Raha mety dia mampiasa ventilateur/air purifier mba hanadio rivotra ao an-trano.

Fandaharana fohy isan’andro

Maraina
🟢 Fanasana orona amin’ny sira
🟢 Curcuma + tantely amin’ny rano mafana
🟢 Sakafo maraina mahasalama

Hariva
🟢 Inhalation setroka
🟢 Tongolo gasy + tantely
🟢 Fanasana orona indray
🟢 Misotro rano mafana kely alohan’ny hatory

Vokatra Avy Any Alaotra

Hello Asitsika fizarana mahasoa foana aloha an... 😘
19/08/2025

Hello Asitsika fizarana mahasoa foana aloha an... 😘

🟨 Ny nify mavo dia tena manala baraka ( Ankoatra n'y efa nozaranay teto dia ity koa misy fomba hafa)

Na hitsiky ary sahirana satria ny nify efa mavo mbola ampian'ilay vava maimbo koa maza hoazy.

Efa maro ny dentifrice nampiasainao saingy tsy nisy vokany fa ny eo ihany no eo? lany hevitra ve ianao.

Ity ary misy fika kely atoroko anareo androany, azo antoka sy tena efficace sady manafotsy nify, madio tanteraka ny nify, in-dimy manao ity fotsiny ianao dia ahita vokany sahady ka ho afaka atraminy fofombava.

Karibonetra sy citron( voasary makirana) afangaro no atao solona dentifrice hiborosina nify.

Andramo ary fa ho afaka hitsikitsiky foana ianao.

FANAMARIHANA:
In-droa isan-kerinandro no anaovana azy.

Vokatra Avy Any Alaotra

Address


Telephone

+261341762933

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mish Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share