SM Location

SM Location Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SM Location, Shopping & retail, By Pass, En Face Commissariat de Police ALASORA, Antananarivo.

MAMPANOFA
-Vilia, Vera, Couvert complet misy azo isafidianana
-SEZA sy LATABATRA
TSARA KALITAO @ VIDINY MIRARY
Natao ho an'ny Fety aman-danonana sy Fivoriana samihafa
Toerana: By Pass, eo ampitan'ny COMMISSARIAT DE POLICE ALASORA
🍽️MP na 033 25 540 27

Salama tompoko 🥰Mitohy hatrany ny fandraisanay anareo rehetra Izay manomana fety isakarazany conférence,compétition,sns....
10/09/2026

Salama tompoko 🥰
Mitohy hatrany ny fandraisanay anareo rehetra
Izay manomana fety isakarazany conférence,compétition,sns....🌹🙏🎂🧁🥳
Manofa salle à partir 200000ar
Mirary hatrany
Mampanofa couvert complet sns...
Mankasitraka🙏🙏
Alasora apita domaine akaiky bank bred
0349399383🥰😍

Manahoana daholo tompoko🥰Manasa antsika hatrany ny SM Location 🙏Mampanofa lovia isakarazany Ary bouquet fleurs 🌹Mampanof...
04/09/2026

Manahoana daholo tompoko🥰
Manasa antsika hatrany ny SM Location 🙏
Mampanofa lovia isakarazany Ary bouquet fleurs 🌹
Mampanofa fitaovana maro ihany koa izahay toy ny couvert complet ,distributeur jus maro isakarazany🙏🥰
Eo ihany koa salle,chaise,table sns ho antsika manomana fety toy mariage,anniversaire,conférence sns....🥰
Fanazavana fanampiny 0349399383
Alasora apita domaineakaiky bank bred en face commissariat🙏
Misaotra tompoko🥰🙏🫶

Salama tompoko🥰🙏SM Location dia manofa chaise sy table ary couvert complet sy fitaovana maro isakarazany Ilana amin lano...
02/09/2026

Salama tompoko🥰🙏
SM Location dia manofa chaise sy table ary couvert complet sy fitaovana maro isakarazany Ilana amin lanonana tompoko🙏🙏🌹
Fanazavana fanampiny 0349399383
Alasora apita domaine akainy bank bred en face commissariat👍🙏🥰
Mankasitraka tompoko🥰

01/09/2026

Sm location dia manome fahafapo ho anareo manomana fety toy ny mariage ,batême,conférence,animation maro hafa
Koa manentana antsika hatrany hamadrika toerana
🥰🌹Hofany mirary dia mirary manomboka amin'ny 200000ar salle
🙏🙏Fanazavana fanampinyv0349399383🥰
Alasora apita domaine akaiky bank bred en face commissariat de police

29/08/2026

Coucou🥰
Tsara fandraisana 🥰🙏 ny ofany koa mirary daholo
À partir 200000ar ny ofany salle 🌹🫶
Fitaovana maro toy ny table seza,couvert maro isakarazana ka manasa anao hatrany izahay SM Location tompoko,
Mankasitraka 🙏🙏🙏
0349399383 Alasora apita domaine en face commissariat akaiky banky bred

28/08/2026

Misokatra hatrany SM Location
Amin ofany mirary hatrany 🥰
Couvert complet,sono,déco,distributeur jus,socle gâteau sy ny sisa
0349399383
Alasora apita domaine no misy anay🥰
Akaiky banky bred

27/08/2026

Salama jiaby 🥰
SM Location dia faly mandray anareo rehetra manomana fety isakarazany tompoko 🙏
Manofa salle 120 personnes sy couvert complet isakarazany🫶
Côcôte,decoration,sonorition sns....amin'ny ofany mirary👍☺️🌹
0349399383 Raha mila fanazavana fanampiny
Mirary fety sambatra 🙏🥰🫶

🔥 LOCATION CHAPITEAU & TABLES – ALASORA 🔥Mitady chapiteau, chaise ary table ho an’ny fety na événement-nao ve ianao? 🎉✨ ...
25/08/2026

🔥 LOCATION CHAPITEAU & TABLES – ALASORA 🔥

Mitady chapiteau, chaise ary table ho an’ny fety na événement-nao ve ianao? 🎉

✨ Azo hofaina amin’ny vidiny MIRARY DIA MIRARY! ✨

⛺ Chapiteau
🪑 Chaises
⭕ Tables rondes
▭ Tables rectangulaires

🎂 Mety tsara amin’ny:
• Anniversaire
• Fiançailles & mariage
• Baptême
• Réunion
• Événement professionnel
• Fety sy réception isan-karazany

📍 Alasora – Apita Domaine, akaikin’ny Bank BRED

📞 Antsoy izao: 034 93 993 83

💥 Aza miandry farany vao mamandrika!
👉 Vidiny mirary + matériel azo antoka = fety milamina sy mahafinaritra! 🎉

22/08/2026

Sm location salle🥰

20/08/2026

Address

By Pass, En Face Commissariat De Police ALASORA
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SM Location posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share