14/08/2026
Arrivage, Arrivage foana ny ato amin'ny Lambamena MDG π«°π
Ireto indray ny santionany amin'ny lambamena famonosana razana ato aminay. Lamba tsara qualitΓ©, mateza no sady matevina tsara avokoa no atolotray ho anareo. Tsy atahorana hitriatra eo am-pamonosana ary lava tsara!
Na fianakaviana mana-manjo na maniry hamono lamba ianareo dia aza misalasala miantso anay fa misy karazany maro azo hisafidianana ny lamba landy ato aminay.
πβοΈ 034 45 560 61