Fana Crรฉa

Fana Crรฉa ๐™ˆ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™˜๐™ค๐™ข๐™ข๐™–๐™ฃ๐™™๐™š ๐™˜๐™ค๐™ฃ๐™›๐™š๐™˜๐™ฉ๐™ž๐™ค๐™ฃ ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– โ˜€

20/07/2026

Tena miombon-kevitra tanteraka๐Ÿฅบ

Maka an'iza nareo Androany ๐Ÿ˜Jereo fa tsara be ilay modรจle survรชtement ๐ŸŒธMandray commande hatrany an๐Ÿ˜˜๐Ÿฅฐ
19/07/2026

Maka an'iza nareo Androany ๐Ÿ˜
Jereo fa tsara be ilay modรจle survรชtement ๐ŸŒธ
Mandray commande hatrany an๐Ÿ˜˜๐Ÿฅฐ

Tena miaina ny mafy vao tafita๐Ÿฅบ๐Ÿ˜”
15/07/2026

Tena miaina ny mafy vao tafita๐Ÿฅบ๐Ÿ˜”

Tena tsy mora ny mitaiza am'izao vanim-potoana izao
15/07/2026

Tena tsy mora ny mitaiza am'izao vanim-potoana izao

๐Ÿ˜ข ANONYME 4: "Noroahiko hiala tao an-trano ny zanako vavy 17 taona... Ary ny marina? Tsy nanenina aho."

Fantatro fa maro no hitsara ahy avy hatrany.
Hisy hilaza hoe: "Reny ratsy fanahy!", "Ahoana no maha-reny manary zanaka?", "Tsy misy fitiavana!"

Saingy mba mangataka zavatra iray aho: vakio aloha hatramin'ny farany vao mitsara.
Mora ny mitsara fiainan'olona avy any ivelany.

Fa firy amintsika no manontany hoe: "Fa inona marina no nitranga?"

Izaho dia reny tokan-tena. Efa ela no nandao anay ny rainy, ka izaho irery no nitondra ny vesatra rehetra.
Na dia mafy aza ny fiainana, dia niezaka foana aho. Tsy nampahantra azy, nandoa ny saram-pianarany, nanome vola fihinanana, nividy izay nilainy.
Tsy zaza nijaly izy... fa ny fitiavan-drainy angamba no tsy azoko nosoloina.

Saingy rehefa nitombo izy dia niova tsikelikely.

Tsy fanarahana intsony no hitako, fa fanalam-baraka, tsy fanajana ary teny nandratra fo.

Rehefa tenenina dia mamaly. Manakona varavarana mafy. Miteny ratsy. Manimba zavatra. Indraindray aza dia manambana sy mikasika tanana ahy mihitsy.

Ny teny iray tsy ho adinoko mandrakizay dia izao:
"Nosimbainao ny fiainako. Quartier toa izao ve no tokony hipetrahako? Aleoko tsy manana reny toa anao!"

Nandratra ahy lalina izany.

Tsy hoe tsy tiako izy, fa satria tiako loatra no tsy nitsahatra nanitsy azy. Tsy tiako hiaraka amin'ireo namana ratsy fitondran-tena teny amin'ny manodidina. Saingy isaky ny miteny aho dia ady no valiny.

Lasa tsy te hody tao an-trano intsony aho. Efa reraky ny asa andro iray manontolo, nefa vao tonga dia fifamaliana, ompa ary fanambaniana no miandry.

Matetika izy no nilaza tamiko hoe:
"Handeha hipetraka amin'ny sipako aho. Leo anao aho. Tsy mila anao intsony!"

Fantatro anefa fa ilay sipany dia tsy miasa, mijoro eny an-dalana isan'andro, ary mbola mangataka vola aminy aza.
Izany indrindra no nampanahy ahy momba ny hoaviny.
Ary tonga ilay alina nanova ny zava-drehetra...

Efa sasakalina izy vao nody. Nanontaniako tamim-pahatoniana hoe taiza izy.
Fa tezitra izy. Nidaboka latabatra, nanipy sotro, nivazavaza.
Avy eo dia namoaka ny entany tao anaty efitra sady niteny hoe:
"Diso aho fa tsy nanaraka an'i Dada. Leo anao aho. Handeha aho!"

Angamba nihevitra izy fa mbola hitomany aho, hitazona azy, hangataka azy hijanona.
Fa tamin'io indray mitoraka io dia nosokafako ny varavarana ary hoy aho taminy:
"Malalaka ny varavarana. Raha mino ianao fa any no hahasambatra anao, dia mandehana. Vita ny adidiko amin'ny maha-reny ahy."

Vao mainka izy tezitra. Nilaza fa hamono tena.

Tezitra sy reraka tanteraka aho ka hoy fotsiny:
"Anjaranao izany safidy izany."

Niantso ny sipany izy. Tonga tamin'ny moto ilay tovolahy tamin'ny iray ora maraina ary nitondra azy.
Tsy nosakanako.

Hatramin'izay andro izay...
Mangina ny trano.
Tsy misy intsony ny ady isan'andro.
Ary zavatra iray no tsapako, na dia maharary aza ny manaiky azy:
Nahatsapa fiadanana aho.

Tsy midika izany hoe tsy tiako ny zanako.
Mbola tiako izy.
Mbola mivavaka ho azy isan'andro aho.
Manantena aho fa indray andro any dia hahatsapa ny hadisoany izy, hiverina amin'ny lalana tsara, ary ho tafaverina eo amin'ny fifankatiavana indray izahay.

Indraindray, ny fanapahan-kevitra tena maharary indrindra no heverintsika fa hany lalana sisa tavela.

๐Ÿ’ฌ Raha ianao no teo amin'ny toeran'ity reny ity... inona no ho nataonao?_________________________________________________

Tsindrio ny โœ… eo amin'ny pejintsika, aza adinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao ary alefaso aty aminay izay zava-misy any aminareo any.

โšก ๐Ÿ†• Info Amboma ๐ŸŒ Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

15/07/2026

Resy sa naharesy ny ekipanao Alina๐Ÿ˜

Coucou ๐Ÿ˜Š Faly izahay mandray an'ito retour avy aminareo itony๐ŸฅฐMisaotra foana @ fahatokisana ๐ŸŒธ๐Ÿ™
13/07/2026

Coucou ๐Ÿ˜Š
Faly izahay mandray an'ito retour avy aminareo itony๐Ÿฅฐ
Misaotra foana @ fahatokisana ๐ŸŒธ๐Ÿ™

Mankasitraka foana @ fahatokisana ๐Ÿฅฐ Tena client fidรจle anay izyโค๏ธ
09/07/2026

Mankasitraka foana @ fahatokisana ๐Ÿฅฐ
Tena client fidรจle anay izyโค๏ธ

Hafatra ho antsika am'izao toe-draharaha mafana izao๐ŸŒธ๐Ÿ’™
07/07/2026

Hafatra ho antsika am'izao toe-draharaha mafana izao๐ŸŒธ๐Ÿ’™

Tena vao manokatra facebook dia Zaza very sy faty olona no hita๐Ÿ’”Tena mba misy fanjakana ihany ve eto Madagascar ?Aza adi...
07/07/2026

Tena vao manokatra facebook dia Zaza very sy faty olona no hita๐Ÿ’”
Tena mba misy fanjakana ihany ve eto Madagascar ?
Aza adino ny mivavaka ho an'i ankohonan-tsika zareo an๐Ÿ™

Mirary soa ny panala BEPC rehetra๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜
06/07/2026

Mirary soa ny panala BEPC rehetra๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜

Address

Antanimena
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261346394542

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fana Crรฉa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category