16/12/2021
Salama daholo oh🥰🎉🌺
Ireto ny VIN sy SIROP
💯 BIO izany hoe naturel avokoa ny ankora ampiasaina😍🤩
Tongava ary ao miafina raha misy azo anampiana.
VIN: Rouge ; Rosé ; Blanc (misy doux, de misy sec)
SIROP: Sakamalao ( misy tantely citron) , Paiso, litchi, manga, karoty, voatabia, cola.
Mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra😊🌺🤩🎉🍷