Tsena be azo antoka

Tsena be azo antoka Jehovah no iady ho anareo fa ianareo kosa hangina eks 14-14

27/07/2026

nareo rehefa hanome fafinarentana
ny ankizy nareo dia aza izahay ray mandreny no hampijaliana

26/07/2026

indray dia mivavaka ianao vao be probleme

tsy hafeniko fa tena nanaitra ahy ilay fijerinao indrindra koa narahany ilay tsiky kely  na dia zavatra iray aza no mamp...
23/07/2026

tsy hafeniko fa tena nanaitra ahy ilay fijerinao indrindra koa narahany ilay tsiky kely

na dia zavatra iray aza no mampiavaka anao dia trandrao izany mba hampiorina ny fitiavanareo

22/07/2026

nareo koa ve rehefa tsy manambola vao betsaka zavatra mora sy tsara ary nona be foana

20/07/2026

tsy handeha lavitra intsony aho fa hanafatra entana ao amin ny tsena be azo antoka

ho mendrika sy azo antoka no tanjonay
17/07/2026

ho mendrika sy azo antoka no tanjonay

16/07/2026

mitady entana tsara ve ianao nefa mora aza misalasala miantso anay

aza manambany vehivavy fa reny na dia  kely aza mahavita mampandohalika garde cort na filoham pirenena
16/07/2026

aza manambany vehivavy fa reny na dia
kely aza mahavita mampandohalika
garde cort na filoham pirenena

Address

Ankadimbahoaka Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena be azo antoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share