Kadoo.mg

Kadoo.mg Vente d'articles diverses

L'équipe vous souhaite une très bonne et heureuse année 🎊🎉
02/01/2026

L'équipe vous souhaite une très bonne et heureuse année 🎊🎉

20/09/2025

🇲🇬 🇲🇬

02/09/2025

❌ARTICLES EN PROMOTION BE ❌
MP zay mila détails misimisy.

Alatsinainy dia toy ny “bokotra reset” ao anatin’ny herinandro. 🌀Toy ny hoe omanin’ny fiainana isaky ny fito andro isika...
25/08/2025

Alatsinainy dia toy ny “bokotra reset” ao anatin’ny herinandro. 🌀

Toy ny hoe omanin’ny fiainana isaky ny fito andro isika hahazo fahafahana hanomboka indray : hanandrana fahazarana vaovao, hiverina amin’ny tetikasa iray, hanitsy zavatra kely izay navelantsika nikorontana.

Fa amin’ny fotoana iray ihany koa, alatsinainy dia toa ilay namana miantso anao maraina be loatra : ilay manery anao hitsangana eo ambony fandrina, rehefa avy eo anefa dia tsapanao fa nahasoa anao izany. 😅

Noho izany, alatsinainy dia sady mahakamo kely ihany no mamelona fanantenana vaovao.

17/08/2025

🌸 Douceur et confort au rendez-vous ! 🌸
Offrez-vous des nuits paisibles avec notre plaid de lit moelleux et élégant ❤️

PRIX : 85000AR
CONTACT : 034 32 990 70 📱
Livraison possible 🛵

Coucou les mamannns ❤️❤️❤️Reto ny cartable bluey&bingo antsika an !💥50 000ar💥 Antonona grand format izy io.Dimensions : ...
28/07/2025

Coucou les mamannns ❤️❤️❤️
Reto ny cartable bluey&bingo antsika an !
💥50 000ar💥
Antonona grand format izy io.
Dimensions : 42*29
Ireo karazany 03 reo sisa no dispo an !
Livraison possible.

31/05/2025

♥️Le confort n’a jamais été aussi doux… Découvrez notre couverture, votre nouveau meilleur ami pour l’hiver. ♥️

PRIX : 75 000Ar
Dimensions : 2m*1m80 (02 places)
Contact : 034 32 990 70
Livraison partout 🛵

25/05/2025

Merci pour votre amour, votre courage et votre tendresse.
Le monde est plus beau grâce à vous 🌹🌹🌹

17/05/2025

💝"Offrez-vous la douceur d'un vrai cocon". 💝
Nos plaids allient chaleur et élégance à petit prix.👌
Livraison possible 🛵
Contact : 034 32 990 70
Prix : 85 000Ar

20/04/2025
Sac bandoulière basketball manjakely mazaka zay tena ilaina avec sa anse inoxydable 🥰🥰🥰Lay kapa koa tena maivana kely sa...
10/02/2025

Sac bandoulière basketball manjakely mazaka zay tena ilaina avec sa anse inoxydable 🥰🥰🥰
Lay kapa koa tena maivana kely sady tsy avo be mety ho anireo tsy mazaka mavesatra sy avo be 💖💖💖
Alefa mora amzay ary e ! Efa vitsivitsy sisa fa vonjivonjeo an !
Sac 30000ar
Sandale 20000ar

Manaova fety sambatra daholo ry mpanaraka ny pejy 🎄🎁🎉❤️
25/12/2024

Manaova fety sambatra daholo ry mpanaraka ny pejy 🎄🎁🎉❤️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kadoo.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share