Dafr store mdg.

Dafr store mdg. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dafr store mdg., Shopping & retail, Antananarivo.

Misaotra anao manaraka ny pejy🙏
Pejy mivarotra entana isankarazany.
💢Jouets des enfants
💢vêtements et déguisement
💢appareil électronique,...
Manasa anao hiditra MP raha misy entana mahaliana anao🙏

❌mety aminareo vé raha asiana lalao hazoana crédit indray eto amin'ny page❌
21/07/2026

❌mety aminareo vé raha asiana lalao hazoana crédit indray eto amin'ny page❌

Tongava amin'izay iriana dia mirarisoa daholo👏😊
07/07/2026

Tongava amin'izay iriana dia mirarisoa daholo👏😊

🔥Elaela tsy tazana fa nanomana zavatra tsara be ho an-tsika indray💥🔗Lunette 100% pour casque moto 💦🔗Lunette standard con...
07/07/2026

🔥Elaela tsy tazana fa nanomana zavatra tsara be ho an-tsika indray💥
🔗Lunette 100% pour casque moto 💦
🔗Lunette standard contre soleil💥

Livraison possible mais stock limitée✈
Appeler vite aux 0386060079☎ ou sur MP

30/06/2026

😍Manimanitra zava-baovao ny pejy ka aza misalasala mi-suivre☺

Bonne nuit mes followers, invitez vos amies à suivre cette page facebook 👏À bientôt mes amours😘
17/06/2026

Bonne nuit mes followers, invitez vos amies à suivre cette page facebook 👏
À bientôt mes amours😘

14/06/2026
Ny admin oa tsy mitsahatra mitady zavatra tsara ho antsika izany🔥Ndeha hifampirarisoa fa mbola ho lava ny lalao🙏
13/06/2026

Ny admin oa tsy mitsahatra mitady zavatra tsara ho antsika izany🔥
Ndeha hifampirarisoa fa mbola ho lava ny lalao🙏

Bonsoir à tous😍Inona no zavatra tena tianao hamidy ato anaty page ato😊?Mba lazalazao ao anaty commentaire hoe izay hetah...
11/06/2026

Bonsoir à tous😍
Inona no zavatra tena tianao hamidy ato anaty page ato😊?
Mba lazalazao ao anaty commentaire hoe izay hetahetanao👏

Bonsoir ny akamako rehetra ato anaty pejy😊Hasiana LIVE vetivety dia hita eo raha mety amin-tsika na tsia👏
06/06/2026

Bonsoir ny akamako rehetra ato anaty pejy😊
Hasiana LIVE vetivety dia hita eo raha mety amin-tsika na tsia👏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dafr store mdg. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share