La douce heure

La douce heure 🍓🥞🍯 Pâtisserie en ligne 🍯🥞🍓

Misy liana ve?Roulés de crêpes 🥞6000ar izy 3 (lehibe tsara ny angezany)Afaka atao nature na choco ny crème 🍫🍯🛑 Portion M...
11/08/2026

Misy liana ve?
Roulés de crêpes 🥞
6000ar izy 3 (lehibe tsara ny angezany)
Afaka atao nature na choco ny crème 🍫🍯
🛑 Portion Mousse à la crêpe 4000ar, testé et approuvé 🥧🍮🍫

Jerenareo amin'izao vacances izaoRouleau de printemps mora atao sary ara-pahasalamana tsara🌯ampiana sauce rehefa mihinan...
08/08/2026

Jerenareo amin'izao vacances izao
Rouleau de printemps mora atao sary ara-pahasalamana tsara
🌯ampiana sauce rehefa mihinana azy😍
Ohatra : carotte, courgettes, choux, poivrons,asiana maintso kely sy sésame

🥑🍤 Salade Crémeuse Crevettes & Avocat – Fraîche et Délicieuse !Une salade légère, healthy et pleine de saveurs 😍Des crev...
07/08/2026

🥑🍤 Salade Crémeuse Crevettes & Avocat – Fraîche et Délicieuse !
Une salade légère, healthy et pleine de saveurs 😍
Des crevettes tendres, de l’avocat fondant et une sauce citronnée crémeuse… parfaite pour un repas rapide ou un dîner léger !
💚 Prête en moins de 20 minutes
Mayonnaise,avocat, crevettes, oignons,percil

Anomboka hafana ny andro🍨🍦Mba ilazao bon plan glace abordable fandehananareo🍧P.S : Analakely sy glace en pot parfum mûre...
03/08/2026

Anomboka hafana ny andro🍨
🍦Mba ilazao bon plan glace abordable fandehananareo
🍧P.S : Analakely sy glace en pot parfum mûres

Fotoanan'ny fraise izao, etsy ange eh ‼️Ireto ary ampahafantarina amintsika ny vokatsoa azo avy aminy izay tsara marihan...
28/07/2026

Fotoanan'ny fraise izao, etsy ange eh ‼️
Ireto ary ampahafantarina amintsika ny vokatsoa azo avy aminy izay tsara marihana fa manana tahandrano ambony dia ambony izy :
🛑Eo amin'ny lafiny aratsakafo :
🍓Misy vitamine vitamine C be izy noho ny orange
🍓 Manankarena antioxydants
🍓Ahitana fibres (izay tena ilaina amin'ny fiasan'ny tsinay mba ho ara-pahasalamana)
🍓Source ana minéraux (mitondra potassium, magnésium, calcium ary ihany koa vitamine B9).
🩺 Ny vokany ara-pahasalamana:
🍓Miady ny amin'ny fiakaran'ny tosidra
🍓Manala ny cholestérol ratsy ihany koa
🍓Mahasalama ny maso ny fihinanana azy
🍓Tsara fantatra fa Antiride naturel be koa
🍓Misoroka ny homamiadana
Ka dia mazotoa daholy ary mihinana fraise fa fahavokarany izao 😘
Abonneo hatrany ny page La douce heure

🍹 10 Boissons Détox kely indray ary aloha 😍Mora karakaraina,hanampy anao hiatrehana ny tontolo andro, ary manampy amin'n...
28/07/2026

🍹 10 Boissons Détox kely indray ary aloha 😍

Mora karakaraina,hanampy anao hiatrehana ny tontolo andro, ary manampy amin'ny fahasalamana

🍋 Citron, concombre & menthe
🍍 Ananas, gingembre & citron
🥒 Concombre, citron vert & basilic
🍉 Pastèque, menthe & citron
🍏 Pomme, céleri & citron
🥕 Betterave, carotte & orange
🍵 Thé vert, citron & miel
🫚 Curcuma, gingembre & citron
🫐 Fruits rouges, gr***de & menthe
🥥 Eau de coco, concombre & citron vert
Abonneo ny page hanarahanao tsy tapaka toromarika La douce heure

👉Fantaro ary fa : Mila fitoeran-tsakafo vitsivitsy, marika famantarana(étiquette), ary torolalana mazava fotsiny ianao m...
28/07/2026

👉Fantaro ary fa :
Mila fitoeran-tsakafo vitsivitsy, marika famantarana(étiquette), ary torolalana mazava fotsiny ianao mba hitahirizana tsara ao anaty vata fampangatsiahana ireo sakafo masaka sisa tavela. Na akoho nendasina na natono, trondro, vary, paty, lasopy, legioma, na atody masaka mafy, dia samy manana ny fe-potoana ahafahana mitahiry azy avy ny sakafo tsirairay.
Ny fametrahana haingana ny sakafo ao anaty vata fampangatsiahana, ny fanoratana ny daty, ary ny fanamarinana azy ireo alohan'ny hisakafoana dia manampy amin'ny fisorohana ny fanadinoana azy, mitahiry ny kalitaony, ary mampihena ny fako isan'andro.
🛑ABONNEO HATRANY NY PAGE ANARAHANAO VAOVAO SY FIFAMPIZARANA MOMBAN'NY SAKAFO La douce heure

Atoroko fikafika kely nareo Misy 8 izy ireoOhatra hoe nahadro sakafo ka be sira      🛑Abonneo hatrany ny page anarahana ...
28/07/2026

Atoroko fikafika kely nareo
Misy 8 izy ireo
Ohatra hoe nahadro sakafo ka be sira


🛑Abonneo hatrany ny page anarahana recette sy fikafika La douce heure

Bonne soirée 🧁
26/07/2026

Bonne soirée 🧁


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La douce heure posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share