16/05/2026
☝🏾Raha anangona vitsika mainty 100 sy vitsika mena 100 ianao ary atao ao anaty siny fitaratra dia tsy hisy na inona na inona hitranga. Fa raha alainao ilay siny, kohozongozonao mafy, ary avela eo ambony latabatra, dia hifamono ny vitsika. Ny vitsika mena dia mihevitra fa ny vitsika mainty no fahavalo, fa ny vitsika mainty kosa dia mihevitra ny vitsika mena ho fahavalo, fa ny tena fahavalo dia ilay olona nanozongozona ny siny. Toy izany koa ny fiaraha-monina. Lehilahy sy vehivavy Havia sy havanana Manan-karena sy mahantra Finoana versus science Tanora sy antitra Sy ny sisa. Alohan'ny hanombohantsika miady hevitra, dia tokony hanontany tena isika hoe iza no nanozongozona ny siny. Mahatakatra izay mamaky ity