M'ora MDG

M'ora MDG 👠👕👗 VENTE EN DIRECT👠👕👗

✨ Tik Tok : ✨

💞 Vente de divers articles 💞

🌻 Vonona hanome fahafaham_po ho anao 🌻

🔥 Araraoty fa mandalo ihany 🔥❤️❤️ Coup de cœur CHANNEL ❤️ ❤️ Qualité assurée 👌36 à 40 Mp aingana 😘
26/08/2026

🔥 Araraoty fa mandalo ihany 🔥
❤️❤️ Coup de cœur CHANNEL ❤️ ❤️
Qualité assurée 👌
36 à 40
Mp aingana 😘

Hatsarana re izao e!!!! 😍😍🌟 CAMPUS BUNNY 🌟top du top 👌 36 à 40 65.000arMp aingana
26/08/2026

Hatsarana re izao e!!!! 😍😍
🌟 CAMPUS BUNNY 🌟
top du top 👌
36 à 40
65.000ar
Mp aingana

BASKET GUCCI 🏀 1er choix,top qualité 👌Mande in Italy36 à 40Manao livraison faritra Mp vite 🤗
26/08/2026

BASKET GUCCI 🏀
1er choix,top qualité 👌
Mande in Italy
36 à 40
Manao livraison faritra
Mp vite 🤗

Raha tanora mihoatra ny 25 taona ianao,Ka te handroso, te hahomby amin’ny fiainana, ary tsy te hijanona ho mahantra, dia...
17/07/2026

Raha tanora mihoatra ny 25 taona ianao,

Ka te handroso, te hahomby amin’ny fiainana, ary tsy te hijanona ho mahantra, dia ataovy ireto:

✅ Mianara fahaizana afaka mampiditra vola.
Aza mionona amin’izay ianarana any an-tsekoly fotsiny. Matetika ny sekoly dia manomana antsika hiditra amin’ny tontolon’ny asa, fa tsy voatery hampianatra antsika ny fomba hananganana harena. Tsy fahadisoan’ny sekoly izany, fa anjaranao ny manohy mianatra fahaizana hafa afaka mampitombo ny fidiram-bolanao.

❌ Aza miankina amin’ny fidiram-bola tokana.
Raha efa manana fidiram-bola ianao, dia aza avela ho iray ihany no iankinanao. Betsaka ny zavatra mety hitranga tampoka eto Madagasikara ka mety hampitsahatra izany. Tsara foana ny manana loharanom-bola fanampiny.

✅ Mianara mitahiry sy manangana business.
Tsy handova ny asan’ny patron-nao ianao. Rehefa miasa amin’olona dia ezaho ny mitahiry sy mampiasa tsara ny volanao mba hananganana tetikasa na business ho anao. Izany no afaka mitondra fahaleovantena ara-bola sy mampandroso anao lavitra kokoa.

✅ Mahaiza misafidy namana.
Misy ny namana mampandroso, ary misy koa ny misintona midina. Indraindray aza misy olona tsy mandroso ka tsy mahazaka mahita anao mandroso. Koa fidio ireo olona manentana sy manosika anao ho lasa tsara kokoa.

✅ Manàna fahaleovantena.
Aza zatra miankina amin’olona na miandry tolorana lava. Miezaha hahavita tena sy hanorina ny fiainanao amin’ny herinao. Amin’izay, na hisy hiala eo amin’ny fiainanao aza, dia mbola afaka manohy mandroso foana ianao.

✅ Apetrao amin’Andriamanitra foana izay kasainao atao. Rehefa manao Azy ho lohalaharana sy sakaizanao amin’ny fiainana ianao, dia hahazo hery, fahendrena ary fitarihana amin’ny fanapahan-kevitra raisinao.

Source:Réussir avec Martin

Iza daholo ilay mankafy an'ireto ?!! 😁💥💥 Air force One cuir 💥💥Pt36 à 44 Alefaso aingana ny commande MP aingana 😘😘
20/05/2026

Iza daholo ilay mankafy an'ireto ?!! 😁
💥💥 Air force One cuir 💥💥
Pt36 à 44
Alefaso aingana ny commande
MP aingana 😘😘

❌ Vaovao Be ❌🔥🔥 Nike SB LV cuir 🔥🔥Pt36 à 44 Mandefa amin'ny faritra MP direct 😘😘
20/05/2026

❌ Vaovao Be ❌
🔥🔥 Nike SB LV cuir 🔥🔥
Pt36 à 44
Mandefa amin'ny faritra
MP direct 😘😘

💥💥 Sneakers Loewe 💥💥Qualité top 👌 Pt36 à 40Mandefa amin'ny faritra MP malakyy 😘😘
16/05/2026

💥💥 Sneakers Loewe 💥💥
Qualité top 👌
Pt36 à 40
Mandefa amin'ny faritra
MP malakyy 😘😘

Hello les filles ! 😍😍Des pépites importés Taille Standard S ,M, L65.000arMandefa faritra 2 pièces tavela fa aza tara 😊MP...
16/05/2026

Hello les filles ! 😍😍
Des pépites importés
Taille Standard S ,M, L
65.000ar
Mandefa faritra
2 pièces tavela fa aza tara 😊
MP aingana 😘😘

Varoboba varoboba ô!!! 😳💥💥 PUMA 💥💥 Vrai daim , qualité top 👌 Pt36 à 44Alefaso aingana ny commande Mandefa province MP vi...
15/05/2026

Varoboba varoboba ô!!! 😳
💥💥 PUMA 💥💥
Vrai daim , qualité top 👌
Pt36 à 44
Alefaso aingana ny commande
Mandefa province
MP vite ☺️

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345788620

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'ora MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M'ora MDG:

Shortcuts

Share