Kiala Soum

Kiala Soum 0389538469


Retour au naturel 💆
dressage boucle ➿
soins , coupe 💇

13/11/2025

Félicitation Mïmį Nth🥳💗

Hoy ilay olona nifanena hoe tsara kely aki ny   andri androany 😍Nefa raha mba fantatrareo mo hoe reraka be ny tanako man...
07/11/2025

Hoy ilay olona nifanena hoe tsara kely aki ny andri androany 😍

Nefa raha mba fantatrareo mo hoe reraka be ny tanako manao dressage de nataoko chignon ny atsasany 🥱😂

29/10/2025

Efa niverina Tanà oh 😊
Alaivo ny RDV 😚

Ny adala ary mbola tsara volo noho ndri rehefa   🥵😂
27/10/2025

Ny adala ary mbola tsara volo noho ndri rehefa 🥵😂

Type 1 ny volony Tsy salama satria vakivaky , maina be Coloration naturelle ony ny nataony (marron) Mila manapaka mba an...
25/10/2025

Type 1 ny volony
Tsy salama satria vakivaky , maina be
Coloration naturelle ony ny nataony (marron)
Mila manapaka mba analana ny simba sy ahatsara ny endriny

Na aty amin'ny plage ary de mbola mahita volo atao diagnostic e 😭😭😂

Efa ho avy aho ry Antananarivo fa fandrio ny daty 😊

20/10/2025

Io volo io oa tena manova zavatra 😂

Coucou 😊 Misy intéressé ve 😊 ?Mandefa mp ao amin'ny compte perso Anjara Haritiana
19/10/2025

Coucou 😊
Misy intéressé ve 😊 ?
Mandefa mp ao amin'ny compte perso Anjara Haritiana

❌JEU❌Dressage boucle no cadeau azo rehefa tonga any Tanà zah 🤗Aiza no misy soratra '' SOUM '' amin'ity sary ity 🥰Réactio...
12/10/2025

❌JEU❌
Dressage boucle no cadeau azo rehefa tonga any Tanà zah 🤗

Aiza no misy soratra '' SOUM '' amin'ity sary ity 🥰

Réaction + max de commentaires + partages max

Tsy mbola mandray olona Tanà aloha izao fa mbola aty Majunga 😊 fa raha misy cliente aty Majunga dia raisiko foana 😚

Tirage commentaire 10 novembre
Izay nanao partage betsaka indrindra koa mahazo 😊

Bonne chance 💖

Zah: Tsy mandray intsony tompoko fa feno be androany 😊Cliente: Mba zah mo aki no farany anh 🥺 ny voloko anie tsy lava be...
03/10/2025

Zah: Tsy mandray intsony tompoko fa feno be androany 😊
Cliente: Mba zah mo aki no farany anh 🥺 ny voloko anie tsy lava be e , vetivety io de vita, manodikodina kely fotsiny ☺️

Averinareo fa robot ah mantsy ka tsy mahalala reraka 🥱

Miasa ve Kiala Soum 🤔? Eny tompoko 😊 Mandray olona foana izahay
29/09/2025

Miasa ve Kiala Soum 🤔?
Eny tompoko 😊 Mandray olona foana izahay

Hello hello 🙃Tsy misy mipoitra ny mp ato amin'ny page 🥺 no sady tsy mety sokafana amin'ny messenger 😪Afaka mandefa mp ao...
22/09/2025

Hello hello 🙃

Tsy misy mipoitra ny mp ato amin'ny page 🥺 no sady tsy mety sokafana amin'ny messenger 😪

Afaka mandefa mp ao amin'ny compte perso Anjara Haritiana ianareo na miantso 0389538469 😊

Merciiii

Address

Lot II R 50 CA Andrainarivo
Antananarivo

Telephone

+261387307874

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala Soum posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share