CN market

CN market Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CN market, Shopping & retail, Antananarivo.

Enao koa ve matsiaro mangina rehefa le tsy mitajona téléphone iny mintsy  😂😂😂
26/08/2026

Enao koa ve matsiaro mangina rehefa le tsy mitajona téléphone iny mintsy 😂😂😂

Rehefa mianatra microbiologie iny de lasa mahita microbe daoly n' aiza n' aiza aleha 🤣🤣
24/08/2026

Rehefa mianatra microbiologie iny de lasa mahita microbe daoly n' aiza n' aiza aleha 🤣🤣

Tena mahay izy ,nareo koa ve mbola mahita???mirary alahady mafinaritra ho antsika rehetra 🎉
23/08/2026

Tena mahay izy ,nareo koa ve mbola mahita???

mirary alahady mafinaritra ho antsika rehetra 🎉

Aza tara ry Maman fa efa hiditra ny mpianatra an 🎒 Cartable vao2 be  ( 5 piece), tsara nefa mora Aza misalasala mandefa ...
21/08/2026

Aza tara ry Maman fa efa hiditra ny mpianatra an 🎒

Cartable vao2 be ( 5 piece), tsara nefa mora

Aza misalasala mandefa mp tompoko n mi' commande
mandefa any amin' ny faritra ihany koa zahay

dispo eto tana

Reto ndray ary ny kapa tsara ☺ Misy pointure rehetra ao ,aza tara fa voafetra ny stock !! mbola misy couleur ankoatra an...
20/08/2026

Reto ndray ary ny kapa tsara ☺

Misy pointure rehetra ao ,aza tara fa voafetra ny stock !! mbola misy couleur ankoatra anireo ihany koa

Aza misalasala miditra mp tompoko

dispo eto Tana

Mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra☺de aza adino manaraka ny page🙏
19/08/2026

Mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra☺

de aza adino manaraka ny page🙏

Toy zao ary ny tee- shert ato amintsika ndray ry zareo 👕🤩Natao amin' ny vidiny mirary de mirary ☺misy ho any ankizy ary ...
17/08/2026

Toy zao ary ny tee- shert ato amintsika ndray ry zareo 👕🤩

Natao amin' ny vidiny mirary de mirary ☺

misy ho any ankizy ary misy koa ho any olon- dehibe.
aza misalasala miditra mp na manontany ny taille mety aminao 💗💗

14/08/2026
Asehoy ao amin' ny com' s ary ny hevitrao☺ de aza adino mi' suivre ny pejy
03/08/2026

Asehoy ao amin' ny com' s ary ny hevitrao☺

de aza adino mi' suivre ny pejy

Reto ndray ary ny capuchon tsara kalitao nefa natao amin' ny vidiny mora 😊Santionany ihany reo ,de aza misalasala miditr...
28/07/2026

Reto ndray ary ny capuchon tsara kalitao nefa natao amin' ny vidiny mora 😊

Santionany ihany reo ,de aza misalasala miditra mp tompoko

Dispo eto tana

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CN market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share