10/05/2022
Manasa antsika hilalao
Aza adino ny manisy j'aime ny page
Andao hilalao hiaraka aminay 🎁
Aiza ny toerana hahitana ny kapa lamody(point de vente)🏘️?
1) Ampefiloha akakin'ny Plaza
2) Ampefiloha akakin'ny Shoprite
J'aime sur la page👍
Partage public🌐
Midentifié namana 2
Ny fisarihana Dia atao amin'ny sabotsy
Io ny loka ho an'izay tsara vintana💖