Dream Underwear

Dream Underwear Confection Lingerie Vita Malagasy 🇲🇬🇲🇬

Ahoana ianao amin'ity couleur ity ? 😍💋Tianao ve izy raha amin'ny lingerie ? 👌🏼
09/09/2026

Ahoana ianao amin'ity couleur ity ? 😍💋
Tianao ve izy raha amin'ny lingerie ? 👌🏼

Légère 🌸 Sexy 💋 Confortable 🥰 Un tanga qui mettra vos formes en valeur 🔥  sans sacrifier votre confort 👌🏼.🛍️ Disponible ...
08/09/2026

Légère 🌸 Sexy 💋 Confortable 🥰
Un tanga qui mettra vos formes en valeur 🔥 sans sacrifier votre confort 👌🏼.

🛍️ Disponible sur commande.
✅ En toutes tailles et en plusieurs coloris.

📩 MP ou WhatsApp 📞 pour passer commande ☺️

"Rahoviana ihany ary vao mba anjarako?  💔"Fanontaniana iray mety hipetraka any anaty any rehefa mahita olona mahomby.Met...
07/09/2026

"Rahoviana ihany ary vao mba anjarako? 💔"
Fanontaniana iray mety hipetraka any anaty any rehefa mahita olona mahomby.
Mety hahatonga antsika hisalasala amin’ny tenantsika izany, na hieritreritra hoe tara isika

Tadidio anefa fa tsy mitovy ny lalana aleha ☝🏼.
Ary tsy midika ho faharesenao ny fahombiazan'ny hafa alohanao 💁

Tohizo ny ezaka ataonao 💪🏼, ary mifalia ho an'ny fahombiazan'ny hafa 🫂🤗.

💐 Ton tour viendra 🥰

Iza amin'ireto modèle ireto no hitanao hoe mamoaka forme 🍑🤭 indrindra ? 1, 2 , 3 ou 4 😏Lazao anay ao amin'ny commentaire...
04/09/2026

Iza amin'ireto modèle ireto no hitanao hoe mamoaka forme 🍑🤭 indrindra ?
1, 2 , 3 ou 4 😏
Lazao anay ao amin'ny commentaire 💬😍

Misy aminareo efa kely sisa dia hahafeno an’ilay carte de fidélité 👀🥳💖Koa araraoty ny promotion mba hamenoana azy hainga...
02/09/2026

Misy aminareo efa kely sisa dia hahafeno an’ilay carte de fidélité 👀🥳💖

Koa araraoty ny promotion mba hamenoana azy haingana kokoa 😍🔥

Rehefa feno ny carte dia hahazo 🎁 10 pièces au choix 🎁 ianao! 🤩✨

10 pièces maimaim-poana be izao 👀😱

💌 Alefaso MP na WhatsApp 📞 ary ny commande -nao 😁

PROMO SPÉCIALE RENTRÉE🎒🎁Aleo mba hisy an'izao hampifaliana anareo 😁Du 1er au 5 septembre 📆Disponible sur commande 📝 Arao...
01/09/2026

PROMO SPÉCIALE RENTRÉE🎒🎁
Aleo mba hisy an'izao hampifaliana anareo 😁
Du 1er au 5 septembre 📆
Disponible sur commande 📝

Araoraoty ary ô !😍😍

Un joli string en dentelle qui fera toujours effet 👌🏼🔥.🛍️ disponible sur commande.☑️en toutes tailles et en plusieurs co...
30/08/2026

Un joli string en dentelle qui fera toujours effet 👌🏼🔥.

🛍️ disponible sur commande.
☑️en toutes tailles et en plusieurs coloris.

📩 passer en MP ou WhatsApp 📞 pour passer commande 📝.

Iza amin'ireto couleur ireto no tianao amin'ity modèle ity? 😍😋
29/08/2026

Iza amin'ireto couleur ireto no tianao amin'ity modèle ity? 😍😋

Une vraie lingerie de Queen 💋🔥 Raha mitady modèle mamoaka forme🔥 tsara ianao sady confortable👌🏼 no mbola mihaja🍷 ihany k...
28/08/2026

Une vraie lingerie de Queen 💋🔥
Raha mitady modèle mamoaka forme🔥 tsara ianao sady confortable👌🏼 no mbola mihaja🍷 ihany koa, dia ity no atoroko anao 👌🏼😌.

Tianao ve ? 😁
Cœur firy ❤️ no mendrika azy ?

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00

Telephone

+261323951984

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dream Underwear posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dream Underwear:

Shortcuts

Share