01/07/2026
🗑️ POUBELLE À PÉDALE - TSY MILA MANDOTO TANANA! 🌍
Mila daba-pako pratique sady manara-penitra ho an'ny trano na ny birao? Ity "Poubelle à pé**le" ity no vahaolana! Tsy mila miondrika na mandoto tanana, tsindriana amin'ny tongotra fotsiny dia misokatra. ✨
✅ Habe samihafa: Misy 15 L, 20 L, ary 30 L (safidio arakaraka ny filànao!).
✅ Pratique & Madio: Design tsara sy mateza ("Planète Propre"), mety tsara anaty lakozia na toilette.
✅ Vidiny TBMora: Vidiny kely ho anareo foana tsy miova! 😉
Aza avela hiparitaka intsony ny fako fa raiso ny anao!
📍 Toerana: 67 HA Nord-Est (Lalan'ny pharmacie Mamy, trano loko voasary manoloana ny EPP).
📞 Antsoy na WhatsApp: 034 77 037 33
Tonga dia mandalo maka ny anao fa entana tena ilaina andavanandro ity! 🏃♂️🛒👇