TINAH SHOP MG

TINAH SHOP MG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TINAH SHOP MG, Shopping & retail, Antananarivo.

Coucou daholo ndray oh 👋 Tonga ndray ny arrivage tsika manaraka   housse  Tena manja be mintsy🥰Manomboka @ 14h Aza atara...
04/06/2025

Coucou daholo ndray oh 👋
Tonga ndray ny arrivage tsika manaraka
housse Tena manja be mintsy🥰
Manomboka @ 14h
Aza atara ary Sao tsy mahazo eo bisous 😘😘😘

Coucou daholo nareo ato page 🥰🥰Anao live couette manja be isika @ 14h Ataontsika prix cadeau be Sady ny andro zao efa ma...
01/06/2025

Coucou daholo nareo ato page 🥰🥰
Anao live couette manja be isika @ 14h
Ataontsika prix cadeau be
Sady ny andro zao efa manomboka mangatsika mila
mafana tsara tsika
Antsoy namana fa Sao Tara eo
bisous be😘😘🥰🥰

09/04/2025

Bonjour daholo🥰
Efa anomboka live melamine tsika zao fa antsoy namana , sady efa akaiky ny fety 😍

Coucou ao daholo ve ianareo oh🥰Efa ato izahayMisy arrivage mixte ato Tena manja be Teneno namana fa afaka 30 minute tsik...
16/03/2025

Coucou ao daholo ve ianareo oh🥰
Efa ato izahay
Misy arrivage mixte ato Tena manja be

Teneno namana fa afaka 30 minute tsika manomboka live tsika

Tena manja be izy ato sady Tena luxe be ❤️😍

09/03/2025

Salama daholo oh ❤️
Afaka 30 minute tsika manao live melamine luxe
Aza miala ary fa tena tsara tena tsara

Teneno namana ary 🥰🥰
Bisou 😘😘

02/03/2025

Félicitations 🥳🥳ireto nareo nahazotamin’ny tirage live ❤️❤️mankasitraka hatrany 🙏🙏dia ianareo voatonona ato mba mandefa ny numéro anareo aty amiko 🥰zay fa bisous be daholo 🥰😘

— GIVEAWAY ENDED — The winners are:

1. Aina Stephanie RH
2. Zazou Koloina
3. Tolojanahary Rajaonarivelo
4. Nah Fy
5. Rija Raharijaona
6. Patty Patty
7. Riantsoa Navalona

Certified by (Code NP3EDL)

02/03/2025

Ialana tsina ry reto fa tena ratsy be ny réseau an 😭

Aza miala ianareo fa ho avy izahay fa ilay réseau tena ratsy be mihintsy 😭

02/03/2025

Coucou daholo oh !

Aza adino ilay Live tsika an
0ar dia efa mahazo mahazo sady Mora Nefa Manja kely daholo ilay izy ato an🥰🥰

Coucou salama daholo Ve ianareo 🥰 Tonga @ zay izahay itondra arrivage  manja be ho anareo fa aza miala alavitra  intsony...
27/02/2025

Coucou salama daholo Ve ianareo 🥰

Tonga @ zay izahay itondra arrivage manja be ho anareo fa aza miala alavitra intsony🥰

Mbola santionany aloha reto fa @ alahady isika manao live an❤️ fa afaka manotany izay mahalina anareo ianareo 😍

Teneno namana fa misy cadeaux surprise ho zaraina @ io alahady io an❤️❤️

Bisous be dahalo 😘😘😘

Salama daholo Ve ianareo , mbola tadidinareo Ve zao za 😀Tena efa ela tsika tsy nihaona  fa efa iverina ndray tsika 😍inon...
27/07/2024

Salama daholo Ve ianareo , mbola tadidinareo Ve zao za 😀
Tena efa ela tsika tsy nihaona fa efa iverina ndray tsika 😍
inona no tinareo ho avoka ?
ataovy eo @ commentaire izay tinareo avokatsika ato
Zay ary fa bisous daholo 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TINAH SHOP MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share