Grâce Ouni

Grâce Ouni Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Grâce Ouni, Wholesale & Supply Store, Anosizato Est à côté SOCOMA, Antananarivo.

Tout pour bien vivre :
- Aménagement intérieur : 𝐜𝐚𝐫𝐫𝐞𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐞𝐭 𝐬𝐚𝐧𝐢𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞
- Équipement cuisine : 𝐮𝐬𝐭𝐞𝐧𝐬𝐢𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐪𝐮𝐚𝐥𝐢𝐭é
- Mode : 𝐯ê𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐡𝐚𝐮𝐭𝐞 𝐠𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐞𝐭 𝐚𝐜𝐜𝐞𝐬𝐬𝐨𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐦𝐚𝐫𝐪𝐮𝐞𝐬

30x30cm ny habeany, fa ianareo mampiasa azy indray avy eo no mahita hoe hatao ahoana ny paozin'ilay tohatra, ho tetehina...
11/09/2026

30x30cm ny habeany, fa ianareo mampiasa azy indray avy eo no mahita hoe hatao ahoana ny paozin'ilay tohatra, ho tetehina ve ilay carreaux sa hampiasaina avy hatrany.
Marihana fa Spécial ho an'ny tohatra mihintsy izy ireto, izany hoe tsy malama, tsy atahorana mihintsy satria misy antidérapant ny molony carreaux hitsahina.
1 carton - 11pcs (Contre marche) 1 carton - 11 pcs (Marche) Vidiny / carton : 42.000ariary

👉 𝐌𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐧 𝐀𝐕𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐂𝐀𝐑𝐑𝐄𝐀𝐔𝐗 : Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62
🔸𝑄𝑢𝑎𝑙𝑖𝑡é 🔸𝐷𝑒𝑠𝑖𝑔𝑛 🔸𝑀𝑒𝑖𝑙𝑙𝑒𝑢𝑟 𝑝𝑟𝑖𝑥

😍 HITA EO AVOKOA NY KARAZANY 😍🙂 Spécial ho an'ny tohatra, lalan-tsara, efitrano, parking, fivarotana, tokontany, rindrin...
10/09/2026

😍 HITA EO AVOKOA NY KARAZANY 😍

🙂 Spécial ho an'ny tohatra, lalan-tsara, efitrano, parking, fivarotana, tokontany, rindrina sns .. amin'ny habeany isan-tsokajiny.
🔸Misy ihany koa ireo sanitaire tsara tarehy izay tena tendance be ankehitriny.

Ho anao te ho afapo tanteraka, tsidio ny :
👉 𝐌𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐧 𝐀𝐕𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐂𝐀𝐑𝐑𝐄𝐀𝐔𝐗 : Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62
🔸𝑄𝑢𝑎𝑙𝑖𝑡é 🔸𝐷𝑒𝑠𝑖𝑔𝑛 🔸𝑀𝑒𝑖𝑙𝑙𝑒𝑢𝑟 𝑝𝑟𝑖𝑥

🚾 MONOBLOC STYLÉ 👏Sady mahita sopapa no misafidy izay tiana 😁Ireto indray ny vaovao, hiaka farany hoy isika.Saika efa mi...
09/09/2026

🚾 MONOBLOC STYLÉ 👏
Sady mahita sopapa no misafidy izay tiana 😁

Ireto indray ny vaovao, hiaka farany hoy isika.
Saika efa mirona mampiasa azy avokoa izao ny rehetra noho izy manjakely aloha voalohany indrindra, sady haingo ho an'ilay toerana ihany koa. Izy raha teo mora ampiasaina, mora madio, tsy mandany rano be, ary tena mateza.

Vidiny : 😉 Tsy lafo akory, midira mp haingana.

👉 𝐌𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐧 𝐀𝐕𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐂𝐀𝐑𝐑𝐄𝐀𝐔𝐗 : Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62
🔸𝑄𝑢𝑎𝑙𝑖𝑡é 🔸𝐷𝑒𝑠𝑖𝑔𝑛 🔸𝑀𝑒𝑖𝑙𝑙𝑒𝑢𝑟 𝑝𝑟𝑖𝑥

Ho an'ireo manontany maro be ao ireo hoe aiza avy no dispo amin'ilay 60x60cm dia ireto ary izy ireto 🙂Digital vitrifié :...
08/09/2026

Ho an'ireo manontany maro be ao ireo hoe aiza avy no dispo amin'ilay 60x60cm dia ireto ary izy ireto 🙂
Digital vitrifié : lehibe & mangirana 👏

👉 𝐌𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐧 𝐀𝐕𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐂𝐀𝐑𝐑𝐄𝐀𝐔𝐗 : Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62
🔸𝑄𝑢𝑎𝑙𝑖𝑡é 🔸𝐷𝑒𝑠𝑖𝑔𝑛 🔸𝑀𝑒𝑖𝑙𝑙𝑒𝑢𝑟 𝑝𝑟𝑖𝑥

😍 JEREO INDRAY IRETO 😍 Ho an'izay mitady spécial fampiasa amin'ny tohatra : Misy ao 🙂 Sanitaire : tsara be daholo izy ao...
07/09/2026

😍 JEREO INDRAY IRETO 😍
Ho an'izay mitady spécial fampiasa amin'ny tohatra : Misy ao 🙂 Sanitaire : tsara be daholo izy ao 🙂 Mitady carreaux ho an'ny efitrano fonenana & fivarotana : feno ao 🙂

👉 𝐌𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐧 𝐀𝐕𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐂𝐀𝐑𝐑𝐄𝐀𝐔𝐗 : Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62

🔸𝑄𝑢𝑎𝑙𝑖𝑡é 🔸𝐷𝑒𝑠𝑖𝑔𝑛 🔸𝑀𝑒𝑖𝑙𝑙𝑒𝑢𝑟 𝑝𝑟𝑖𝑥

05/09/2026

LASA ISIKA AAAA 🥰🥰🥰
CADEAUX SURPRISE HOAN'IZAY MAKA + 80 CRT
LIVE IZAO 🥰

05/09/2026

Lasa isika 🥰 CARREAUX SY SANITAIRES 😍
MAHAZO CADEAUX IZAY MAKA PLUS DE 80 CARTONS 😍🥰💖

05/09/2026

WC MONOBLOC STYLÉ 🙃

👉 𝐌𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐧 𝐀𝐕𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐂𝐀𝐑𝐑𝐄𝐀𝐔𝐗 : Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62
🔸𝑄𝑢𝑎𝑙𝑖𝑡é 🔸𝐷𝑒𝑠𝑖𝑔𝑛 🔸𝑀𝑒𝑖𝑙𝑙𝑒𝑢𝑟 𝑝𝑟𝑖𝑥

05/09/2026

Coucou 💖
LIVE CARREAUX ISIKA VERS 10H 🥰
Ho anareo mila réel ireny ooh 😍
Mahazo cadeaux ny achat plus de 80 cartons ao🙏🥰

😍 HAFA INDRAY IRETO 😍Carreau natokana ho an'ny tohatra. Marche (ilay misy antidérapants ) sy contre marche. 11 pcs/carto...
04/09/2026

😍 HAFA INDRAY IRETO 😍

Carreau natokana ho an'ny tohatra. Marche (ilay misy antidérapants ) sy contre marche. 11 pcs/carton hatrany no andefasana azy, oui par carton foana 😁
𝐕𝐢𝐝𝐢𝐧𝐲 : 42.𝟎𝟎𝟎𝐚𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 / 𝐜𝐚𝐫𝐭𝐨𝐧

👉 𝐌𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐧 𝐀𝐕𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐂𝐀𝐑𝐑𝐄𝐀𝐔𝐗 : Anosizato Est à côté SOCOMA
☎️ 034 18 136 25 / 034 76 660 62
🔸𝑄𝑢𝑎𝑙𝑖𝑡é 🔸𝐷𝑒𝑠𝑖𝑔𝑛 🔸𝑀𝑒𝑖𝑙𝑙𝑒𝑢𝑟 𝑝𝑟𝑖𝑥

Address

Anosizato Est à Côté SOCOMA
Antananarivo
101

Telephone

+261341813625

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grâce Ouni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Grâce Ouni:

Shortcuts

Share