22/08/2026
Kininimpotsy🌿 ...fantatrao ve ny vokatra entiny🤔?
Betsaka isika no mampiasa azy ity.
koa fantaro ary fa ny problème respiratoire no tena ampiasana anazy ❣️
+kohoka
+Sery
+rehoka
+jenjina
+sy ny maro hafa
Tesha cosmétiques de mamokatra baume kininimpotsy izay tena efficace sy mitazona tsara ireo vertus ananany ireo ,,izay mahery avo folo eny mihoatra ny manao evoka 💪✨
koa raha mahaliana anao ary dia tongava MP🖊️📝 na antsoy ny 033 46 355 96☎️📞
Tesha cosmétiques ihany ko dia misokatra amin'ny fiaraha miasa rehetra 🤝😚