NoFy Market

NoFy Market Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NoFy Market, Shopping & retail, Antananarivo.

Tongasoa🥰
Abonnez-vous à la page👇
Anome offre tsara indrindra ho anao izahay anatin'ny vente en ligne🥰
"Ny kalitao amin'ny vidiny soa"✨

Livraison partout à Madagascar 🎁

Ela2 tsy nisy vente eh?🥰Mbola disponible ity hoy aho sady mety tsara hanovana goûté 💯Tongava MP manao commande Livraison...
30/09/2026

Ela2 tsy nisy vente eh?🥰
Mbola disponible ity hoy aho sady mety tsara hanovana goûté 💯

Tongava MP manao commande
Livraison partout à Madagascar 🎁

NoFy Market
"Ny kalitao amin'ny vidiny soa"✨

Rehefa tsy miasa ohatrany izao ianareo dia mankaiza ?🥰Azo atao ihany koa ny maka aina ao an-trano ihany❤️NoFy Market
25/09/2026

Rehefa tsy miasa ohatrany izao ianareo dia mankaiza ?🥰
Azo atao ihany koa ny maka aina ao an-trano ihany❤️
NoFy Market

Avy vé ny orana any aminareo ?⛈️Perso: aty aminay aloha avy ny orana izao🥰Ilaina foana ny couvre moto na tsy avy aza ny ...
23/09/2026

Avy vé ny orana any aminareo ?⛈️
Perso: aty aminay aloha avy ny orana izao🥰
Ilaina foana ny couvre moto na tsy avy aza ny orana 🏍️

Prix : 35 000ar

Livraison partout 🎁
Araho hatrany ny pejintsika NoFy Market
Ny kalitao amin'ny vidiny soa ✨

Harona mihaja kely 🧺 sa ahoana no fahitanareo azy?🥳Afaka hoentina miantsena, ampirimana légumes sy voankazo💯"En métalliq...
22/09/2026

Harona mihaja kely 🧺 sa ahoana no fahitanareo azy?🥳
Afaka hoentina miantsena, ampirimana légumes sy voankazo💯

"En métallique" fa ny tahony no "en bois"

Prix :25 000ar

Efa eo amin'ny sary ny détail 👇
Araho hatrany ny pejintsika NoFy Market
"Ny kalitao amin'ny vidiny soa"✨

Misy vente an'io araka ny teniko❤️fahafinaretan'ny maso Mirroir de maquillage double face 🪞Détails :Hauteur : 29 cmLarge...
21/09/2026

Misy vente an'io araka ny teniko❤️fahafinaretan'ny maso
Mirroir de maquillage double face 🪞
Détails :
Hauteur : 29 cm
Largeur : 16,5 cm

Amin'ny vidiny mirary :25 000ar

Livraison partout à Madagascar 🎁
NoFy Market
"Ny kalitao amin'ny vidiny soa"✨

Nanao ahoana ny herinandro ry zareo ?🥳🥰Nangingina isika eh?🥺Mirary herinandro mahafinaritra aloha Fa asiantsika vente ma...
19/09/2026

Nanao ahoana ny herinandro ry zareo ?🥳🥰
Nangingina isika eh?🥺

Mirary herinandro mahafinaritra aloha
Fa asiantsika vente manomboka amin'ny lundi 💯

Abonné-o ny hatrany pejy NoFy Market
Mentionné-o ny namantsika hanaraka ny pejy

Mety bé ity anaovana goûté goûté ao an-trano 🥘🎊Mety anendasana laoka maraina ihany koa an❤️Metivina tsara 💯Prix : 20 000...
16/09/2026

Mety bé ity anaovana goûté goûté ao an-trano 🥘🎊
Mety anendasana laoka maraina ihany koa an❤️

Metivina tsara 💯

Prix : 20 000ar
Livraison partout 🎁

Ilay noir sa ilay blanc no tianareo ?🥰Mety tsara asiana ny kojakoja ao an-dakozia aoÉgouttoir à vaisselle 💯Prix: 170 000...
16/09/2026

Ilay noir sa ilay blanc no tianareo ?🥰

Mety tsara asiana ny kojakoja ao an-dakozia ao
Égouttoir à vaisselle 💯

Prix: 170 000ar

Alefaso MP ny commande maman a 📩
Araho hatrany ny pejintsika NoFy Market
"Ny kalitao amin'ny vidiny soa"✨

Livraison lundi🎁🥰ireo rehetra ireo no 25 000ar😱Porte cuillère miaraka amin'ny sotro, fourchette, sotso kely ary antsy , ...
12/09/2026

Livraison lundi🎁🥰ireo rehetra ireo no 25 000ar😱

Porte cuillère miaraka amin'ny sotro, fourchette, sotso kely ary antsy , 6 pièces avy 🥰

Alefaso MP dieny izao ny commande ary 📩
Araho hatrany ny pejintsika NoFy Market
"Ny kalitao amin'ny vidiny soa" ✨

Efa abonné tamin'ilay compte tiktok ve ianareo ?🥰Asiantsika vente anio ariva, livraison lundi 🎁Mirary faran'ny herinandr...
12/09/2026

Efa abonné tamin'ilay compte tiktok ve ianareo ?🥰

Asiantsika vente anio ariva, livraison lundi 🎁

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra🥳

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NoFy Market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share