Ny tsara voam-boatavo

Ny tsara voam-boatavo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny tsara voam-boatavo, Shopping & retail, Antananarivo.

fantatrao ve ny asan'ny voam-boatavo eo amin'ny fahasalamana? 1️⃣. mitsabo sy miaro ny aretina prostate2️⃣. mandamina ny...
30/04/2026

fantatrao ve ny asan'ny voam-boatavo eo amin'ny fahasalamana?

1️⃣. mitsabo sy miaro ny aretina prostate

2️⃣. mandamina ny tahan'ny siramamy(diabeta)

3️⃣. maha stable tension

4️⃣. manala ny menaka tsy ilain'ny vatana

5️⃣. misoroka ny aretim-po

6️⃣. manampy amin'ny fahitàna torimaso

7️⃣. manampy betsaka amin'ny fanirian'ny volo sy manatsara hoditra

8️⃣. manampy betsaka ny hery fiarovana

9️⃣. manampy ny vehivavy amin'ny postmenopause

🔟. manampy amin'ny fitadidiana

ankoatrizay dia misoroka ny AVC sy ny cancer.

➡️izahay dia mivarotra amin'ny vidiny mirary:
120g :10 000ar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny tsara voam-boatavo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share