Notre Agence

Notre Agence Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Notre Agence, Shopping & retail, Antananarivo.

Notre Agence dia misokatra malalaka amn'ny fiaraha miasa mikasika ny varotra trano,tany, fanorenana(BTP); eny atramn'ny fanjifana: Moëllon, gravion, sns... koa ra misy ny maha liana dia midira mp na antsoy ny
Contact☎️: 0387373532

06/01/2026

Mitady trano hofaina ve ianao⁉️🤔
Afaka manampy anao aho hahita trano mifanaraka amin’ny filanao, miaraka amin’ny fifanarahana mazava.🤝
📞 Contact: [0343841095]
WhatsApp: [0387373532] 👈

13/11/2025

Hoan'tsika rehetra izay manera trano ato amin'ny FB!!! 🌍

NOTRE AGENCE dia misokatra malalaka amin'ny fihara-miasa mikasika ny sehatra ka hamorona "groupe de discussion" hiresahina momba izany manokana ary hanamoraina kokoa ny fifampitana eo amin'ny samy MPANERA, koa manasa antsika hanao commentaires izay mazoto hisehatra amin'izany ary hoampidirina maimai-poana ao anatin'izany "groupe de discussion izany". 🤝

Trano bord de route ihany 🌃📍Partie Anjanahary 2 étages ✅R d c: 2 chambre + cuisine + do**he ,WC et un garage (idéal pour...
16/10/2025

Trano bord de route ihany 🌃
📍Partie Anjanahary
2 étages
✅R d c: 2 chambre + cuisine + do**he ,WC et un garage (idéal pour le commerce)
✅Étage 1: 4chambre + cuisine (confort)
✅Étage 2: 4chambre + cuisine (confort

Trano bord de route aty amny partie an'Analamahitsy🏬📍Sady afaka anaovana activités no mety hipetrahana.📍Papier: Titré bo...
14/10/2025

Trano bord de route aty amny partie an'Analamahitsy🏬
📍Sady afaka anaovana activités no mety hipetrahana.
📍Papier: Titré borné avec un seul signataire
📍Une surface de 153 m² avec une parking (03voitures)
📍Efa tonga dia misy jiro sy Rano

Amidy amin'ny vidiny mirary ka aza misalasala miditra afatra miafina 👌

08/08/2025

Afaka mametraka commande sady tena amny vidiny mirary 🤗

☎️0387373532

AIZA NY TOERANA ANTONINY REHEFA HIKARAKARA TARATASY MAHAKASIKA NY FANANATANY? 🤔1/ Ny biraon'ny fananan-tany sy ny fandre...
08/08/2025

AIZA NY TOERANA ANTONINY REHEFA HIKARAKARA TARATASY MAHAKASIKA NY FANANATANY? 🤔

1/ Ny biraon'ny fananan-tany sy ny fandrefesan-tany eny anivon'ny distrika

2/ Ny birao ifoton'ny fananan-tany eny anivon'ny kaominina

Ra mila fanazavana fanampiny ianareo dia mandefasa mp fa hovalianay ampitiavana feno tsy mila takalony ❤️
(Sary fanehona)

⁉️Misy fasahiranana ve ianao na koa te hikarakara ny taratasy taninao?🤔Mamaim-poana ny fanorona ireo toro-lalana momban'...
07/08/2025

⁉️Misy fasahiranana ve ianao na koa te hikarakara ny taratasy taninao?🤔
Mamaim-poana ny fanorona ireo toro-lalana momban'ny fikarakarana ny taratasy sy ireo dingana tokony atao mikasika ny fananan-tany🤓🗺️. Koa aza misalasala miditra mp raha misy fanotanina tinao hoampetraka mikasika izany.

👏👏
07/08/2025

👏👏

📌Fananan-tany Antananarivo renivohitra : ampiasaina manomboka androany ny " distributeur Automatique d'information" - DAI.

✅Nihamora nanomboka androany ny fakàna taratasy fananan-tany sy ny fakàna sari-tany eo anivon'ny sampan-draharahan'ny fananan-tany sy ny sari-tany. Azo eo noho eo ny taratasy fanamarihana Fananan-tany na "certificat de situation juridique" sy " certificat d'immatriculation" eo anivon'ny fari-piadidin'ny Fananan-tany Antananarivo renivohitra manomboka izao raha naharitra andro maromaro vao azo izany teo aloha. Afaka 70 ora kosa dia mivaly ny fangatahana sari-tany .

✅Vokatry ny fivoaran'ny teknolojia amin'ny alalan'ny "Distributeur Automatique d’Information" (DAI) izay vao natolotry ny Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany, Andriantsitohaina Naina ny daholobe tao amin’ny fari-piadidin'ny Fananan-tany ao Antananarivo renivohitra androany 7 jolay izany.

✅Tsy misy Intsony ny mpanelanelana ary afaka amin'ny filaharam- be ny mpaka taratasy manamarina fananan-tany. Mitondra vahaolana maharitra ity rafitra DAI ity ary mikendry ny mangarahara mba hisorohana ny kolikoly sy ny tsy fanarahan-dalàna. Izao fivoarana lehibe izao no tanteraka dia noho ny fanohanan’ny Banky Iraisam-pirenena izay tafiditra tanteraka ao anatin’ny tetikasa " Projet de Développement Urbain Intégré et de Résilience d’Antananarivo"- PRODUIR.

Tany mirefy 4ha etsy Nadihizana Carion Rn2(bord de route),efa vita "terrassement" misy trano miaraka amin'ny jiro sy  ra...
07/01/2025

Tany mirefy 4ha etsy Nadihizana Carion Rn2(bord de route),efa vita "terrassement" misy trano miaraka amin'ny jiro sy rano⛰
Prix: 35.000 ar/ m2
Midira ary mp ra mila fanazavana fanampiny 🤗

Miarahaba daholo 🤗 Manana trano ve enao na koa hoe tany  amidy❗️❓ Mila fanampina amin' ny fitadiavana appartement sns…? ...
06/01/2025

Miarahaba daholo 🤗 Manana trano ve enao na koa hoe tany amidy❗️❓ Mila fanampina amin' ny fitadiavana appartement sns…? Izahay ato amin' ny "Notre agence" dia vonona ny hiara hiasa sy hifanampy aminao hatrany.
Aza misalasala ary miditra amin'ny hafatra miafina 📍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Notre Agence posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share