29/06/2026
Tolotra hafa kely😍
moto électrique
batterie lithium vrai qualité 72v50ah
moteur 1400w
autonomie 120 a 150km
tsy mandany courant satria 5kwh isakin micharge no laniny
ny 1kwh 900ar eo 1kwh zany hoe 5kwh zany de efa mahavita anao 120 a 150 km . 4000ar izy ra kotina zany
vitesse max 96km/h a 90 eo eo arakaraka lanjan olona eo amboniny
mazaka double tsara na miakatra ary
double izy mande efa @ 70 a 80km/h eo
accessoires complet tompoko tonga de mandray vonona enao miaraka 2 be zao
Teny mirary dia mirary tokoa ny vidiny azo idirana tsara indrindra ho anareo mbola ivarotra
032 72 895 81 tsara tonga de miantso na mandefa WhatsApp na mp voavaly aingana