Miuri Boutique

Miuri Boutique Parce que chaque femme mérite d'être élégante. 💜
👗 Vêtements , accessoires tendance 🌸

Bonjour daol 🥰 ...Ataontsika mahazo 2 pcs be izao amin'izay ilay 10.000ar fa araraoty Raha ray fotsiny no alainao dia 60...
07/08/2026

Bonjour daol 🥰 ...Ataontsika mahazo 2 pcs be izao amin'izay ilay 10.000ar fa araraoty

Raha ray fotsiny no alainao dia 60000ar
Raha roa no alainao dia 10.000ar 😊

Mp ny commande
🚴 Livraison possible

07/08/2026

Akandray by Mih

Aza avela ny toetr'andro hanova ny style-nao. Fais-toi plaisir et porte ta jupe avec confiance 🤗
11/07/2026

Aza avela ny toetr'andro hanova ny style-nao. Fais-toi plaisir et porte ta jupe avec confiance 🤗

👖Iza ato no mpankafy Wide Leg?Tianareo ve raha hivarotra pantalon Wide Leg koa izahay ? Lazao ao am commentaire raha tia...
07/07/2026

👖Iza ato no mpankafy Wide Leg?

Tianareo ve raha hivarotra pantalon Wide Leg koa izahay ?
Lazao ao am commentaire raha tianareo na tsy fan wed leg ianareo

Ny hevitrareo no hanampy anay hitondra entana mifanaraka amin'ny filanareo ☺


📣 Arrivage,arrivage 🥰 🤗Coup de cœur-ko ireto fa ianareo aloha no tsy haiko  fa zah d babo ❤ Prix unique:10.000ar Taille:...
04/07/2026

📣 Arrivage,arrivage 🥰 🤗

Coup de cœur-ko ireto fa ianareo aloha no tsy haiko fa zah d babo ❤

Prix unique:10.000ar
Taille: Xs hatramin'ny ML🌸
Livraison possible
📩 Mp raha misy mahaliana anMiuri Boutiquetique 💛 Style tsara, vidiny mora.

Ianao ve rehefa miantsena akanjo.dia mividy izay lamaody? Sa mividy izay tena mifanaraka aminao?Mba valio ao am com's ho...
01/07/2026

Ianao ve rehefa miantsena akanjo.dia mividy izay lamaody? Sa mividy izay tena mifanaraka aminao?

Mba valio ao am com's hoe 🤗

🎉 💸 10.000 Ar À GAGNER ! 💸Ho fankasitrahana anareo rehetra izay manohana ny Miuri boutique dia manolotra 10.000 Ar ho an...
30/06/2026

🎉 💸 10.000 Ar À GAGNER ! 💸

Ho fankasitrahana anareo rehetra izay manohana ny Miuri boutique dia manolotra 10.000 Ar ho an'ny mpandresy iray izahay + plus livraison gratuit rah mividy zavatra ato aminay

📌 Fepetra handraisana anjara :
✅ Suivre ny pejy Miuri Boutique
✅ Suivre ny pAkandray by Mih Mih
✅ Ataovy J'aime ity publication ity
✅ Inviteo ny namana anaraka ny pejy
✅ Partageo am groupe 3 misy anao

📅 Fisarihana : Lundi 06 juillet

🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra!

Mangatsiaka ve ny andro? Tsy midika akory izany hoe tsy afaka manao jupe!Ny jupe dia mbola isan'ny style kanto sy manaso...
24/06/2026

Mangatsiaka ve ny andro? Tsy midika akory izany hoe tsy afaka manao jupe!
Ny jupe dia mbola isan'ny style kanto sy manasongadina ny maha-vehivavy foana. Ampiaraho amin'ny pull, veste, cardigan na bottines fotsiny dia efa mahazo look chic sy tendance ianao. 🥰

Arao hatrany ny page dia inviteo ny namana iabonne fa ho avy ny arrivage am ity semaine ity 🤗

❤ Aza avela hangalatra ny style-nao ny hatsiaka! 😉

Efa tena mangatsiaka izao ny andro maman ah Mafana tsara ny zazah anareo mahazo an ireto doudoune ireto 🤗Prix:15.000ar🛵L...
17/06/2026

Efa tena mangatsiaka izao ny andro maman ah
Mafana tsara ny zazah anareo mahazo an ireto doudoune ireto 🤗

Prix:15.000ar
🛵Livraison a partir de 4000ar

✨ NOUVEL ARRIVAGE ✨Jupes tendances disponibles 😍 Prix : 8000 ArTailles :Xs/M📩 Commande en message privé🚚 Livraison possi...
26/04/2026

✨ NOUVEL ARRIVAGE ✨
Jupes tendances disponibles 😍
Prix : 8000 Ar
Tailles :Xs/M
📩 Commande en message privé
🚚 Livraison possible

Address

Ambohimirary
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miuri Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share