31/08/2026
Salama daholo o 🥰!
Tonga soa eto amin'ny Page M'₷unshine 😻.Tsara kokoa isika mamaky ireto conditions ireto alohan'ny hanao commande isika 🫶🏻
•Ny autocollant sy posters ato Aminay dia tsy disponible de suite daholo🤗
•Miandry n'y choix et thème avy amin'areo izahay vao manao 💗
~ afaka mandefa modèle ihany ko nareo ❤️
•Tsy misy ny acompte takiana fa mila mataotra fotsiny manao ny commande mba tsy ho fatiantoka izahay☺️
Momban'ny fandraisana ny commande💫 :
~ Miova kely ny fandraisana ny commande manomboka androany🤩
-Ny commande voarahy mandroritran'ny : dimanche,lundi,mardi, mercredi avant 11h ->livré jeudi ✨
-Ny commande voarahy mercredi après 11h,jeudi vendredi,samedi avant 11h livré dimanche ✨
Mankasitraka indrindra namaky 🤗