Tyah Fomba

Tyah Fomba Vente polo, t-shirt, robe, bob, casquette, totbag, etc ...

13/08/2026
12/08/2026

MANASA ATSIKA REHETRA IZAY MBOLA TSY NAHAZO AMIN'NY TEE SHIRT TYAH FOMBA, ANDRAY ANJARA NA HANJIFA ATO AMINAY , FA JEREO ZAO RY Mahandry FA EFA MIZESTA BE MIARAKA AMIN'NY TEE SHIRT TYAH FOMBA VAOVAO, OENTINA MIJERY HIRA GASY.

09/08/2026

🥰♥️Kilalao🥰♥️

Nohon'ny fahafenon'ny pejy 20.000 abonnées dia misy an'ity lalao ity izay ho atao tsik miaraka amin'ny fanohanan'ny ka izao Ary ny fepetra ho an'izay te handray anjara e😉😍:

1- Mila abonné ato amin'n ny pejy Mahandry sy Tyah Fomba aloha ianao😉
2- Mba mentionné-o ao amin'ny commentaire ny namanao 4 fotsiny hi-abonnés ny pejy 2 tonta sady handray anjara
3- Ataovy partage en mode public ity publication ity

➡️Loka 4 bé izao no ho zaraina ho an'ny MPANDRESY😍🎁🔐 :

1️⃣ T-shirt iray avy ao Fomba + 10.000ar
2️⃣ T-shirt iray avy ao Fomba + 5.000ar
3️⃣ T-shirt iray avy ao Fomba + 5.000ar
4️⃣ Crédit au choix (airtel, telma, orange) : 5.000ar

Ho anareo izay te hanjifa ihany koa ny t-shirt ao Fomba dia iareto ny vidiny Ary:

•semi coton :
✓ 115g : 15000 ariary
✓160 g : 20000 ariary

•vraie coton :
✓couleur blanc 180g : 25000 ariary
✓autre couleur 180g : 30000 ariary
misy sary devant sy dos
Coulé dispo : Beige, blanc, noir🥰😉

🏓Ny fisarihana dia atao en direct 23 Août 2026😉🥰

Mirary soa ooh🥰

Mbola mitohy hatrany ny frandraisana commande ho anareo izay mbola teha hisitraka ny Tee shirt personnalisé ato aminay.....
04/07/2026

Mbola mitohy hatrany ny frandraisana commande ho anareo izay mbola teha hisitraka ny Tee shirt personnalisé ato aminay....
Aza misalasala iany koa ianareo izay hanao : Famadihana , Fikambanana , .... sns , afaka raisinay daholo ny commande nareo ...

Akory eeeeEfa manakaiky ry ireto ny fety 26 juin , dia alefa promotion ireto akanjo mamy kely ireto aaaa . vidiny : 3000...
15/06/2026

Akory eeee
Efa manakaiky ry ireto ny fety 26 juin , dia alefa promotion ireto akanjo mamy kely ireto aaaa .
vidiny : 30000 ariary ny iray.
Couleur : Noir , blanc , Beige marron.
Taille : M,L,XL.

Bonjour daholo ooooAmin'izao akatokiny fetin'ny asaramanitra izao , 26 jona dia faly izahay manolotra anareo ireto zava-...
07/06/2026

Bonjour daholo oooo
Amin'izao akatokiny fetin'ny asaramanitra izao , 26 jona dia faly izahay manolotra anareo ireto zava- baovao mahafinaritra ireto, Tee shirt personnalisé made in Madagascar, vraie coton .
Marque voaharo "Tyah Fomba " .
Taille S,M, L , XL .
Afaka manao sur commande fa ireto aloha ny disponible.
Prix 40000 ariary ny iray , misy prix de gros raha maka plus de 10 pcs .
Réservation :034 1970520

Address

Ivato Aéroport
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tyah Fomba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share