Tsena maro lafy

Tsena maro lafy Mivarotra entana isankarazany...

Savoka impec 400ml, 6500ar👉Récupération: Ambodihady Ambohimanarina, Alakamisy Anosiala👉Mp raha mahaliana tompoko 🙂
23/10/2023

Savoka impec 400ml, 6500ar
👉Récupération: Ambodihady Ambohimanarina, Alakamisy Anosiala
👉Mp raha mahaliana tompoko 🙂

Sao misy liana 🌸shampoing colorant cheveux🌸Afaka alefa atsinjarany
08/04/2022

Sao misy liana 🌸shampoing colorant cheveux🌸
Afaka alefa atsinjarany

Arrivage oh 😊
07/04/2022

Arrivage oh 😊

🌿Ranomanitra monogotas hatrany, ho antsika nitady parfum coco. Malefaka, tsara fofona ery🌿
11/03/2022

🌿Ranomanitra monogotas hatrany, ho antsika nitady parfum coco. Malefaka, tsara fofona ery🌿

🌿Ranomanitra “MONOGOTAS”, fofona biscuit (vanille) sy bonbon(fraise). Malefaka tsara be nefa maharitra...🌿Prix mbola pro...
28/02/2022

🌿Ranomanitra “MONOGOTAS”, fofona biscuit (vanille) sy bonbon(fraise). Malefaka tsara be nefa maharitra...🌿
Prix mbola promotion fa araraoty an! 9000ar fotsiny ☺
👉Mp raha mahaliana ary oh ☺

Salama daholo ve? ☺ Maro no efa nisitraka ny hatsaran'ny beurre de cacao pur, teo amin'ny fikoloana ny vatana, ny volo, ...
03/02/2022

Salama daholo ve? ☺ Maro no efa nisitraka ny hatsaran'ny beurre de cacao pur, teo amin'ny fikoloana ny vatana, ny volo, ary ny tarehy. Sady mora ampiasaina no amin'ny vidiny antonony tsara mihitsy ato aminay ☺, 14000ar ny 100g☺. Afaka alaina ety Alakamisy Anosiala sy Andranomena.
👉Mp avy hatrany ary raha mila fanazavana fanampiny, na hanao commande oh ☺

✨Noho ny fangatahan'ny hafa ihany koa dia misy fiarahamiasa afaka atao ho an'izay mazoto hivarotra ny vokatra misy ato aminay...

14/01/2022

Salama daholo ô!
Mankasitraka antsika rehetra tamin'ny mp isankarazany fa tsapanay hoe manaraka sy manohana anay ianareo 😊
Valiako eto ny fanontanian'ny sasany taminareo hoe rahoviana no vokatra no tonga?
=> Amin'ny herinandro tompoko dia efa misy ny ◾Beurre de cacao 100g👉14 000Ar, sy ny ◾Vinaigre de cidre 500ml👉10 000Ar
Efa afaka manao commande mialoha avy hatrany nefa ianareo 😊☺
NB: Ny vokatra natoraly dia ireto ny tsiambaratelo hisitrahana ny tombotsoa ho entiny ☺😊
✅Mila resy lahatra enao fa mahasoa tokoa ilay akora, rehefa nandre sy nahita voka-pikarohana mahakasika azy. Ka n'inona n'inona dia manana finiavana enao hampiasa azy. Toy ny “vinaigre de cidre” izao, matetika tsy dia mahafinaritra loatra ny tsirony sy ny fofony, fa ny fandresen-dahatrao hoe tsy ampahafirin'ny vokatsoa ho entiny izany dia mazoto hatrany enao hanatratra tanjona.
✅ Mila manana faharetana: amin'ny maha vokatra natoraly dia tsy ahita “miracle” kosa angamba. Saingy tsy maintsy misy kosa na ho ela na ho haingana. Samy manana ny toe-batany ny olona ka misy mety ahita vokatra afaka 3 herinandro, misy mety mihoatra izany...
✅Mahay mankasitraka: na vokatra kely aza no hitanao eny am-piandohana, dia ho hitanao fa mitombo iny rehefa mahay mankasitraka enao. Satria mitaona anao hampiasa ilay vokatra izany, mba hiandrandrana fahombiazana hatrany.
✅Mila atao fiainana kely mihitsy ny mampiasa vokatra natoraly raha te hahazo vokatsoa enao. Ataovy hoe tsy maintsy ilainao fa raha adino na tsy ampiasaina dia inona no mety fatiantoka...(Aleo rehefa mahita vokatra vao ahena tsikalikely ny fampiasana azy ohatra, na soloina, na ampiana akora hafa, izay heverinao fa mameno ny asany eo amin'ny fahasalamanao, na ny fikoloana ny vatanao). Minoa ahy enao fa hisitraka ny tombotsoa avy amin'ny vokatra natoraly rehefa arahinao antsakany sy handavany izany rehetra izany.
✨Beurre de cacao: hikoloana ny volo sy ny hoditra 👉ahosotra
✨Ny vinaigre de cidre: tsara ho an'ny fahasalamana no mety hikoloana volo sy ny vatana ihany koa👉 raha sotroina: atao amin'ny rano matimaty 1 vera ny 1 c à c (30mn alohan'ny sakafo). Afaka ampiarahina amin'ny rano hanakobanana volo ihany koa ny “vinaigre de cidre” in-2 saron'ilay tavoahangy. Na rano handroina.
Aza misalasala mandefa mp raha mila fanazavana fanampiny. Hiezaka hizara vidéo na fampahafantarana mahakasika ireo akora ireo hatrany moa izahay. Ao ambany ao izao efa misy momban'ny “vinaigre de cidre”.
Izay ary fa mirary soa antsika rehetra e😊☺Hisitraka ny soa

12/01/2022

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena maro lafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share