Tatie Manja Mode

Tatie Manja Mode 🌹🌹Ventes d’articles de qualité à mini prix ✅
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara

08/04/2026

Masiaka dady sosy zany 😂😂😂

Joyeuses Pâques re olona a🤣🤣😂
05/04/2026

Joyeuses Pâques re olona a🤣🤣😂

Aza misafidy robe ho an’ny mariazy alohan’ny hahitanao an’ireto… 👀✨Eto aloha isika samy mijerijery eto hoe iza no mety 😍...
10/03/2026

Aza misafidy robe ho an’ny mariazy alohan’ny hahitanao an’ireto… 👀✨

Eto aloha isika samy mijerijery eto hoe iza no mety 😍ianareo ve ilay team robe longue otrana koa ??

🥰
🥰

Bonne soirée les taties manjass ❤️

🌸 Ho an’ny vehivavy rehetra… 🌸Indraindray ny vehivavy dia mandany fotoana mikarakara ny hafa: ny fianakaviana, ny asa, n...
09/03/2026

🌸 Ho an’ny vehivavy rehetra… 🌸

Indraindray ny vehivavy dia mandany fotoana mikarakara ny hafa: ny fianakaviana, ny asa, ny adidy isan’andro…
Ka mazàna hadinony ny mikarakara ny tenany.
Tsarovy anefa fa:
✨ Mendrika fahatsarana ianao
✨ Mendrika hahatsapa ho tsara
✨ Mendrika ho faly amin’ny endrikao

🥰Tsy hoe ho an’ny hafa akory…fa ho an’ny tenanao mihitsy.

Vita iny ny fankalazana ny andron'ny vehivavy fa ny maha izy azy antsika dia asandratra foana isanandro isanandro 😍

Satria rehefa ny vehivavy iray matoky tena sy mahatsiaro ho tsara dia mamirapiratra ny manodidina azy ary mahomby izay ataony rehetra.

💫 Araho ny pejy… satria indraindray, ny fiovana kely dia afaka manova ny fahatsapanao ny tenanao.
Bonne soirée les taties manjass ❤️


Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tatie Manja Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share