11/07/2026
💚 Ny hatsarana dia manomboka amin'ny fikarakarana ny hoditra.
Raha mitady savony naturel hanadiovana ny tarehy sy hanampy amin'ny fampihenana ny mony ianao, andramo ny Savon au lait de chèvre Misia Hatsaràna
🌿 100% naturel
🧼 Savon artisanal
✨ Ho an'ny hoditra madio sy mamirapiratra
📩 MP, Stock limité !