Confection de mada

Confection de mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Confection de mada, Shopping & retail, Antananarivo.

Reto ndray ny entana manjakely arrivage ondana ,sy coussins décoratifs efa misy sesika daholo miaraka amin'ny brocante a...
06/09/2025

Reto ndray ny entana manjakely
arrivage ondana ,sy coussins décoratifs efa misy sesika daholo miaraka amin'ny brocante
ao amin'ny Ny Rinah live à 12h

Live kojakoja mn_dakozia tsika anio Friperie daholo reto ,mateza tsara Sady mafy retsy an ,ao Ny Rinah live à 14h 30mn @
01/09/2025

Live kojakoja mn_dakozia tsika anio
Friperie daholo reto ,mateza tsara Sady mafy retsy an ,ao Ny Rinah live à 14h 30mn
@

27/08/2025
15/08/2025

Kolosiana 3:23
Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona,

14/08/2025

𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀

Amin'ny Anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.
Amen.

Ry Tompo Andriamanitray o, ankafaliana hatrany no hisaorako Anao nohon'ny soa maro sesehena natolotrao ahy, fa indrindra ny nanomezanao tombon' andro vaovao ho ahy amin'izao maraina izao. Hifonako ny hadisoana rehetra vitako hatrizay ka nanimba ny fihavanan- tsika. Atolotro ho Anao ny androko anio, ary apetrako feno eo am-pelatananao izay rehetra hataoko mba hifanaraka amin'ny sitraponao, sakano aho tsy hanao ratsy, ary afaho amin'ny fandrika ataon' ny satana eny lalako rehetra aho, ary ihany koa arovy amin'ny tanan' ny fahavaloko sy ny tsy tia ahy ka tsy sasatra mitady ny hevitra rehetra mba hahapotika ahy, Tompo o, Ianao no mpiandry ahy, mino amin'ny foko manontolo aho fa hosasapoana izy ireo satria Ianao no vatolampiko sy heriko Mandrakizay. Omeo ny Fanahinao Masina aho, hankahery, hanazava, ary hanamasina ahy amin'ny fiainako sy lalana hodiaviko. Ny fahasoavanao no angatahiko homba anay mandrakariva, ary ho voninahitrao irery ihany ny fahavelomanay.

Amin'ny Alalan'ny Kristy Tomponay izay Velona sy Manjaka amin'ny taona rehetra Mandrakizay no angatahinay izany vavaka izany aminao Ray o. Amen

Amin'ny Anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.

Amen❤🙏

Live Brocante tsara bé isika anio ao Ny Rinah Tsara bé daholo e 🥰
13/08/2025

Live Brocante tsara bé isika anio ao Ny Rinah
Tsara bé daholo e 🥰

Kiraro friperie ndray isika anio 🥰 Mafy bé daholo reto fa araho ny pejy  ao Ny Rinah iany aloha live tsika an 🥰
11/08/2025

Kiraro friperie ndray isika anio 🥰
Mafy bé daholo reto fa araho ny pejy ao Ny Rinah iany aloha live tsika an 🥰

Reto Kilalao milay be friperie Européenne reto Ao Ny Rinah live tsika miaraka amin'ireto an 🥰
07/08/2025

Reto Kilalao milay be friperie Européenne reto
Ao Ny Rinah live tsika miaraka amin'ireto an 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Confection de mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share