TIA AHY FRIPE

TIA AHY FRIPE Vente en live Tik tok ao @ 🍬🍭 Fanomezana🍬🍭
Vente b***e Friperie Européenne sy Chine
Manao resaka menuiserie aluminium et Soudure

14/08/2026
04/05/2026

🔴 TSIAMBARATELO MAHATSARA NAHANDRO NO HOZARAIKO ATO 👇👇👇👇

Raha te hikarakara sakafo manana tsiro miavaka sady ara-pahasalamana ianao dia ireto misy fikafika tsara ho fantatra dimy (5)

✅ Mahandro vary fotsy

Asiana vinaigre iray sotro ny rano handrahoina vary. Lasa fotsy kokoa, mitsifatsifaka kokoa ary matsiro kokoa ny vary. Mety tsara indrindra rehefa hanao riz cantonais iny ohatra.

✅ Mahandro tsaramaso

Asiana hoditra voasary lavalava madio tsara miaraka andrahoina aminy. Mora levonina kokoa, ary tsy mampisy rivotra ny kibo.

✅ Mahandro akoho

Hosorana ranona citron na yaourt nature alohan'ny andrahoina na hanendasana azy. Malefaka sy matsiro kokoa izy amin'izay.

✅ Manao frity ovy

Avela anaty ranomafana 10 minitra aloha ny ovy efa voatetika, izay vao endasina. Ary asiana la farina iray sotrokely ny menaka mamay. Izay vao endasina ny ovy. Mikarepoka kokoa izy amin'izay.

✅ Sauce tomate

Raha mahandro sauce tomate betsaka (ilay sauce be atao amin'ny paty na pizza iny) dia asiana karaoty iray tsy mitetika anatiny. Ary esorina avy eo. Tsy marikivy izy amin'izay ary matsiro kokoa.

❣️ Andramo anie fa sady mampatsiro nahandro no mahasalama ☝️

❣️ Koa dia mirary soa hatrany ❣️

04/05/2026

🥹🥹🥹❤️❤️❤️

Motivation du jour ☺️🥰🥰
31/03/2026

Motivation du jour ☺️🥰🥰

Amen🥹🫶🏾🫶🏾🫶🏾
24/03/2026

Amen🥹🫶🏾🫶🏾🫶🏾

❌❌EEE OOO AZA TARA FA 200.000Ar ❌❌ CARTON VAISSELLE  en CÉRAMIQUE FOTSY BE SY COULEUR TASSE EN CÉRAMIQUE VERRE EN CÉRAMI...
02/03/2026

❌❌EEE OOO AZA TARA FA 200.000Ar ❌❌ CARTON VAISSELLE en CÉRAMIQUE FOTSY BE SY COULEUR
TASSE EN CÉRAMIQUE
VERRE EN CÉRAMIQUE
+55 pièces foana ao anatiny
Manao livraison na aiza na aiza misy anareo
034.31.44.111

Address

67ha En Face Madahotel Noir Eo @ Vulca
Antananarivo
501

Telephone

+261343144111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIA AHY FRIPE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TIA AHY FRIPE:

Shortcuts

Share