Iarivo Mini-Market

Iarivo Mini-Market 🛒 IARIVO Mini-Market 🛍
Vos produits du quotidien, simplement et rapidement.
🚚 Livraison disponible
💳 Paiement sécurisé
📦 Des prix justes • Service de confiance

Gourde, mug… Mety daholo zay anarana ometsika azy😂Tsy hita ny hatsaran’izy io raha tsy mampiasa azy😍Mitazona hafanana na...
15/09/2026

Gourde, mug… Mety daholo zay anarana ometsika azy😂

Tsy hita ny hatsaran’izy io raha tsy mampiasa azy😍

Mitazona hafanana na hatsiaka👌
En acier inoxydable hatrany☺️

📍Tanambao Fianarantsoa
📦Mandefa sy manatitra amin’izay toerana misy anao🛵

Special ❌8.000ar❌Izay hitanao rehetra ao👌Raha hijery mivantana dia ety 📍Tanambao, ambany kely ny fiangonana catholique📍A...
12/09/2026

Special ❌8.000ar❌
Izay hitanao rehetra ao👌

Raha hijery mivantana dia ety 📍Tanambao, ambany kely ny fiangonana catholique📍

Aza hadino fa mandefa amin’ny faritra koa zahay aan📦

🛵livraison possible🛵
Mp💌

Mbola mivadibadika nge ki lay andro eeh🥶🥵 Vidio amin’ny vidiny mirary hoy aho ireto ensemble ireto fa ilaina fona nge🥰Mi...
11/09/2026

Mbola mivadibadika nge ki lay andro eeh🥶🥵
Vidio amin’ny vidiny mirary hoy aho ireto ensemble ireto fa ilaina fona nge🥰

Misy taille S, M et L
Crop lay body ao anatiny
Tissu 100% coton

📍Tanambao Fianarantsoa
🛵livraison partout🛵
📦Mandefa amin’ny faritra ihany koa

Alefaso indray ny fanangonana manaraka mba tsy ho sahirana amin'ny cadeau de Noël ooh🌲🎁Hanampy anao amin'izany ireto tir...
10/09/2026

Alefaso indray ny fanangonana manaraka mba tsy ho sahirana amin'ny cadeau de Noël ooh🌲🎁

Hanampy anao amin'izany ireto tirelire mahafatifaty ireto🥰

Tsy mila mamaky boaty intsony fa manokatra ilay cadenas fotsiny dia mamerina manangona indray❤️
📍Lieu : Tanambao Fianarantsoa
🛵 livraison possible 🛵
📦Mande fa amin'ny faritra rehetraa

Misy mbola tsy nahazo ve ooh🎒?Ity week end ity sisa no afaka mietsena zay mbola tsy azo ho amin'ny fanomanana fidirana a...
04/09/2026

Misy mbola tsy nahazo ve ooh🎒?

Ity week end ity sisa no afaka mietsena zay mbola tsy azo ho amin'ny fanomanana fidirana aan😁

Tolotra faradoboka ho anao ato amin'ny pejin' Iarivo Mini-Market sy Fianara Mini-Market amin'ireo fitaovana rehetra mahakasika ny fianarana izay nahafantaranao anay❤

📍Toerana : Tanambao Fianarantsoa
📦Mandefa amin'ny faritra rehetra
🛵Livraison possible🛵



Iza daholo lay pt 36 mankafy couleur noir ireny?Natao ho anareo ity❤ Ireo daholo ny modèle misy aan🥰Misy couleur hafa ko...
02/09/2026

Iza daholo lay pt 36 mankafy couleur noir ireny?
Natao ho anareo ity❤ Ireo daholo ny modèle misy aan🥰
Misy couleur hafa koa😁
📍Tanambao Fianarantsoa
📦mandefa @ faritra rehetra
🛵livraison possible🛵

Azo itarafana tsara ny vilany refa avy andalovan'ireto paille de fer manaja madame reto😁😂Manandrana mampiasa indray mand...
31/08/2026

Azo itarafana tsara ny vilany refa avy andalovan'ireto paille de fer manaja madame reto😁😂
Manandrana mampiasa indray mande nge enao dia tamana fa ndao hanjifa eeh🥰
📍Lieu : Tanambao Fianarantsoa
📦 Mandefa @ faritra rehetra
🛵livraison possible🛵

Izay maka an'izy 3 miaraka ireo omeko prix 20.000ar🛍️❤️Ouii, 20.000ar izy 3. Ataotsika promo fin du mois🥰Araraoty ary fa...
28/08/2026

Izay maka an'izy 3 miaraka ireo omeko prix 20.000ar🛍️❤️
Ouii, 20.000ar izy 3. Ataotsika promo fin du mois🥰
Araraoty ary fa mandalo lay tolotra aan😉

Sao mba efa hadinonareo ary ny fisian'ito collier mamikely ito eeh😍Efa io ny prix aan, fa omeko reduction kely zay maka ...
28/08/2026

Sao mba efa hadinonareo ary ny fisian'ito collier mamikely ito eeh😍
Efa io ny prix aan, fa omeko reduction kely zay maka androany❤
Androany fotsiny😁

26/08/2026

🦷FIL DENTAIRE / DENTAL FLOSS 🦷
Manala ny loto rehetra izay tsy afakin' ny borosy nify eo anelanelan' ny nify

Ataovy madio sy salama ny nifinao isan'andro😍 dia zarao lay tsikinao😁

Ity asehonay amin'ny video fohy dia fohy ity ary ny fomba fampiasana azy🤗😉

PRIX: 8 000ar (1paquet = 50pièces)
📍Tanambao Fianarantsoa
📦mandefa @ faritra rehetra
🛵 livraison possible🛵

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iarivo Mini-Market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share