15/08/2025
📣 📣Allô allô 📣 📣 !! mety aminao leo ny rano maloton'i Jir*ma ity !!
Kanefa ts mbola manana budget amin'ilay filtre lehibe ireny ..
Mini Filtre eau de robinet !
Apetraka directement eo amin'ny robinet ( tsy mila miantso plombier ny mametaka azy an )
Efa maro ny afapo fa anjaranao indray izao ...
Manadio sy manala fofona , sady manisy singa mahasalama anaty ranonao ! Kanefa amin'ny vidiny mirary !
Vonjivonjeo fa isa voafetra ihany ny ato an !!