Aina Gasy Maneva

Aina Gasy Maneva Varotra zava-kanto Malagasy. Mandrosoa ary mahazoa finaritra tompoko!

🎉 Salanitra daholo ooh🎉🌿Tongasoa eto amin'ny pejintsika🌿Zava-kanto sy haitao Malagasy daholo ny ho tazanao eto amin'ny p...
29/06/2026

🎉 Salanitra daholo ooh🎉

🌿Tongasoa eto amin'ny pejintsika🌿
Zava-kanto sy haitao Malagasy daholo ny ho tazanao eto amin'ny pejy satria tianay avoitra eto fa 🎀 Kalitao voafantina... Tsara ary tsy mena-mitaha ny asa-tanantsika ka andao ary zato izy♥️✨

🥁🥁🥁 Mahazo FANOMEZANA 🎁 izay 10 voalohany mividy entana ...🥁🥁🥁

Indreto ary ny "premieres pépites" antsika amin'ity herinandro voalohany ity e...

A vos claviers 🤗

🌿 Salanitra daholo ooh 🌿Tongasoa ianao eto amin'ny pejy "Aina Gasy Maneva🎀 ". Pejy iray hanehoantsika fa ✨Tsara ary tsy ...
29/06/2026

🌿 Salanitra daholo ooh 🌿

Tongasoa ianao eto amin'ny pejy "Aina Gasy Maneva🎀 ". Pejy iray hanehoantsika fa ✨Tsara ary tsy Mena-mitaha ny asa-tanantsika Malagasy✨.

🥁🥁🥁 HEY OOH, Mahazo Fanomezana 🎁 ny mpividy 10 voalohany... ka vonjivonjeo leretsy ah🥁🥁🥁

Indreto ary ny ''premieres pépites'' antsika amin'ity herinandro voalohany ity... > ...
Ndao ary dia Mahazoa finaritra❤️

Am-pitiavana be hatrany...




Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Gasy Maneva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share