Bizou Bloom

Bizou Bloom BIENVENUE CHEZ BIZOU BLOOM 🎀🩷
(1)

Ity vert ity sisa no dispo amin'ilay Bouillotte électrique 🩷Sady efa amin'ny vidiny mirary be🥰Aingana ary alaivo io fa s...
26/05/2026

Ity vert ity sisa no dispo amin'ilay Bouillotte électrique 🩷Sady efa amin'ny vidiny mirary be🥰
Aingana ary alaivo io fa sao tsy mahazo eo ndray🥰🩷
&accessoires

25/05/2026

Ts'iza ts'iza fa ireo olona avy nijery Drama rehefa mba misy miantso Kely😂
mentionneo anaty commentaire moa Ilay namanao mpankafia Drama be iny😂🩷

Efa raikitra vé n'y fanodinana mayonnaise ao e? sa vé oe efa vita😅Ianareo vé nandeha nivoaka nitsangatsangana sa oe miar...
25/05/2026

Efa raikitra vé n'y fanodinana mayonnaise ao e? sa vé oe efa vita😅
Ianareo vé nandeha nivoaka nitsangatsangana sa oe miaraka amin'ny famille ao antrano ihany?🥰 izahay aloha dia ato antrano ihany sady makamaka aina e🥰🩷
Mazotoa daholo ary moa e🥰🩷 manaova lundi de Pentecôte Milay be daholo🩷🩷🩷

Iza tianareo, Myrtilla sa Grenadine ?🥰       &accessoires
24/05/2026

Iza tianareo, Myrtilla sa Grenadine ?🥰
&accessoires

24/05/2026

Tampoka be loatra koa Ilay Pentecôte 😩🥹 Tonga tsy mampilaza tsotrizao😂

Joyeuse Pentecôte daholo🩷🫶
24/05/2026

Joyeuse Pentecôte daholo🩷🫶

Coucouu🩷Faly aho mizara aminareo ireto retour Kely Mahafinaritra Ahy tamin'ity herinandro ity🥰🩷Faly aho rehefa afa-po ia...
24/05/2026

Coucouu🩷
Faly aho mizara aminareo ireto retour Kely Mahafinaritra Ahy tamin'ity herinandro ity🥰🩷
Faly aho rehefa afa-po ianareo🥰 manome motivation be ahy tsy hijanona mihitsy ny retour -nareo ohatran'izao na dia manano sarotra aza indraindray🥺🩷
Merci be foana nama🥰 Tiako be daholo ianareo🫶🩷

23/05/2026

Trousse de maquillage 🩷
Atonina ny entana Kely madinidinika anao io mihitsy izy ty🥰 natokana ho anao🥰🩷
Aza avela hikorontana be intsony Ilay poketra sy kitapo iny e😅
Prix tena mirary be mihitsy 😋

Ianareo koa vé manao toy izao?fa dia tena ohatran'izao mihitsy anie e😂😂
23/05/2026

Ianareo koa vé manao toy izao?
fa dia tena ohatran'izao mihitsy anie e😂😂

Pozin'ny client sy ny livreur rehefa mifankahita 🫣😂🥰

Inona avy ary ireo tombotsoa Azo avy amin'ny fanaovana gommage ny vatana?🤔    🌸Manala ireo peau morte     🌸 mahatonga ny...
23/05/2026

Inona avy ary ireo tombotsoa Azo avy amin'ny fanaovana gommage ny vatana?🤔
🌸Manala ireo peau morte
🌸 mahatonga ny hoditra malama sy malefaka
🌸 manala ny mony Kely any amin'ny vatana
🌸 Tafiditra tsara kokoa amin'ny hoditra ny huiles sy crème ahosotra
Noho izany, ilaina ny fanaovana gommage ny vatana une à 2 fois par semaine 🩷
Disponible ato amintsika ihany koa ireto gommage corporel ireto🌸🥰

Ireto avy ny atao raha te hanohana ny namanao na ny havanao ianao nefa tsy andohavambola🥰🩷   Miarahaba anareo tongasoa a...
23/05/2026

Ireto avy ny atao raha te hanohana ny namanao na ny havanao ianao nefa tsy andohavambola🥰🩷
Miarahaba anareo tongasoa ary misaotra an'ireo efa nanohana hatramin'izay🫶🩷 Tiako be daholo ianareo ??😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bizou Bloom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share