Chez Naïssa

Chez Naïssa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Naïssa, Shopping & retail, Ivato, Antananarivo.

🖥️ Vente d’accessoires informatiques ⌨️🎮🖱️💻
Importation de tous types d’articles informatiques 🥰
✈️ Livraison rapide par avion & maritime 🚢
📦 Passez vos commandes directement sur notre page
👉 Produits fiables, prix accessibles, service rapide

🔥 HONOR MAGIC Vs2 — STOCK LIMITÉ ! 🔥🥰 Mbola DISPO ihany !⚡ 3 PCS SISA no tavela !📱 HONOR MAGIC Vs2 — 16GB / 512GB✨ Premi...
28/08/2026

🔥 HONOR MAGIC Vs2 — STOCK LIMITÉ ! 🔥

🥰 Mbola DISPO ihany !
⚡ 3 PCS SISA no tavela !

📱 HONOR MAGIC Vs2 — 16GB / 512GB
✨ Premium • Puissant • Élégant

💥 Raha efa niandry ianao, izao no fotoana !
❌ Rehefa lany ireo 3 ireo dia FINI STOCK !

💸Prix 5.500.000Ar

📍 Disponible Chez Naïssa
📩 Contactez-nous vite pour réserver votre téléphone.

🔥 3 PCS SISA — QUI SERA LE PROCHAIN ? 😍

🖥️✨ Retour client qui fait vraiment plaisir !Mankasitraka indrindra izahay rehefa mahazo retour client mahafinaritra tah...
27/08/2026

🖥️✨ Retour client qui fait vraiment plaisir !

Mankasitraka indrindra izahay rehefa mahazo retour client mahafinaritra tahaka izao. ❤️‍🔥

👉 75 % amin’ireo composants sy accessoires ao amin’ity PC ity dia novidiana teto amin’ny Chez Naïssa avokoa. 💻🔥

Anisan’ireo entana tena WAOUH 🤩 nofidin’ny client:
🔹 Carte mère (CM)
🔹 Processeur (CPU)
🔹 Boîtier Gamer
🔹 Souris
🔹 Ary accessoires hafa

Ny accessoires sasany kosa dia safidin’ny client manokana, ka manaja hatrany ny choix-n’ny client izahay. 🤝

💯 Ny fahafaham-pon’ny client no priorité-nay.
Miezaka hatrany izahay manome produits tsara, conseil tsara ary service mifanaraka amin’izay tena ilainao.

🙏 Mankasitraka betsaka anao Boss tamin’ny fahatokisana!
Ny confiance-nao no mamporisika anay hanohy hanome service tsara kokoa hatrany. ❤️

📍 Chez Naïssa — votre confiance, notre motivation.
💻🔥 PC Gaming • Composants • Accessoires • Arrivages

🚚 Livraison du jour 🥰Livraison androany ! ❤️Mankasitraka betsaka anareo Boss sy Clients rehetra noho ny fahatokisana sy ...
22/08/2026

🚚 Livraison du jour 🥰

Livraison androany ! ❤️
Mankasitraka betsaka anareo Boss sy Clients rehetra noho ny fahatokisana sy ny soutien hatrany 🙏🥰

Ary miala tsiny indrindra ho an’ireo colis tokony halefa any Ambatondrazaka fa tsy tratra intsony ny livraison androany, noho ny antony tsy azo anoharana 🙏

👉 Rehefa miverina amin’ny mission izahay dia atao livraison avy hatrany ireo colis.
Misaotra indrindra anareo clients mahatakatra, matoky ary tsy sarotiny 🥰❤️

📌 NB : Mbola tsy manana service livraison izahay amin’izao fotoana izao. Izahay ihany no manao livraison rehefa misy fotoana ahafahana manao izany. Noho izany, rehefa tsy afaka izahay dia mety hiandry kely ny livraison 🙏

Misaotra tamin’ny fahatokisana! ❤️
Chez Naïssa — Fahatokisana sy service tsara hatrany 🥰

🔥 ARRIVAGE VAOVAO — STOCK LIMITÉ ! 🔥💥 PRIX SPÉCIAL 💥Jereo ao amin’ny sary ny prix 👀🔥⚠️ STOCK LIMITÉ — aza miandry ho lan...
21/08/2026

🔥 ARRIVAGE VAOVAO — STOCK LIMITÉ ! 🔥

💥 PRIX SPÉCIAL 💥
Jereo ao amin’ny sary ny prix 👀🔥

⚠️ STOCK LIMITÉ — aza miandry ho lany vao manontany 😎

📍 Lieu de récupération : Ivato K4, akaikin’ny FPVM
🚚 Livraison disponible 🛵📦

📩 Intéressé ? Alefaso MP dieny izao
⏳ Premier arrivé, premier servi ! 🔥

🔥 BOÎTIER GAMER COUGAR MX600 – FULL TOWER 🔥 💥 MIARAKA AMIN’NY 9 VENTILATEURS RGB/PWM ! 💥 Vaovao be 🥰Mitady boîtier be to...
21/08/2026

🔥 BOÎTIER GAMER COUGAR MX600 – FULL TOWER 🔥
💥 MIARAKA AMIN’NY 9 VENTILATEURS RGB/PWM ! 💥 Vaovao be 🥰

Mitady boîtier be toerana, tsara airflow ary tena manja ho an’ny PC Gaming-nao? 😎🎮
👉 Ity COUGAR MX600 Full Tower ity no mety aminao!

✨ Inclus : 9× GOUGAR STARLINK V2 120 RGB/PWM
🌈 RGB spectaculaire – manome look gaming premium
💨 9 ventilateurs ho an’ny airflow sy cooling mahery
🖥️ Full Tower – malalaka tsara ho an’ny composants haut de gamme
💎 Side panel transparent – miseho tsara daholo ny RGB sy ny composants
🔥 Support GPU hatramin’ny 400 mm
❄️ Support CPU cooler hatramin’ny 180 mm
💦 Compatible amin’ny watercooling hatramin’ny 360 mm eo aloha na ambony
🎯 Support ATX / Micro-ATX / Mini-ITX / E-ATX / CEB
🎮 Azo apetraka vertical GPU ihany koa
🔌 Misy USB Type-C + USB 3.0

Ny MX600 dia natao hanomezana airflow tsara sy ventilation mahery, ary afaka manohana hatramin’ny 9 ventilateurs. (COUGAR)

💰 PRIX : 800.000 Ar ihany ! 🔥🔥

⚡ FULL TOWER + 9 RGB/PWM FANS = 800.000 Ar
👉 Tena offre tsara ho an’izay mikasa hanao setup Gaming puissant & esthétique!

📩 Aza miandry ela fa mety ho lany haingana!
📞 Contactez-nous en MP pour commande/réservation.

Maro2 izy ireto 🥰
21/08/2026

Maro2 izy ireto 🥰

21/08/2026

Tsy Mbola afaka manao live tsika
Fa misy arrivage maro ato alefanay eto avy sariny s prix avieo

🔥📱 ARRIVAGE VAOVAO — STOCK TRÈS LIMITÉ ! 🔥 5 PCS ✨ HONOR MAGIC Vs2 ✨💾 16GB RAM + 512GB ROM📱 Smartphone pliable haut de g...
16/08/2026

🔥📱 ARRIVAGE VAOVAO — STOCK TRÈS LIMITÉ ! 🔥 5 PCS

✨ HONOR MAGIC Vs2 ✨
💾 16GB RAM + 512GB ROM
📱 Smartphone pliable haut de gamme 😍

⚡ PRIX MORA BE ato amin'i CHEZ NAÏSSA !
Prix 5.500.000Ar

🚨 Tandremo fa STOCK LIMITÉ — rehefa lany dia mety hiandry arrivage manaraka indray! ⏳

💥 Raha efa ela no nitady Honor Magic Vs2 16/512GB, izao no fotoana

📩 Commande / réservation : Inbox
🏃‍♂️ Premier arrivé = premier servi !

🔥 CHEZ NAÏSSA — PRIX MORA, STOCK LIMITÉ ! 🔥

⚡🔋 ARRIVAGE SPÉCIAL CHEZ NAÏSSA ! 🔋⚡❗ Lany batterie foana? Miadana mameno?Ataovy haingana ny famahanana ny findainao ami...
05/08/2026

⚡🔋 ARRIVAGE SPÉCIAL CHEZ NAÏSSA ! 🔋⚡

❗ Lany batterie foana? Miadana mameno?
Ataovy haingana ny famahanana ny findainao amin'ny Fast Chargeur kalitao!

✅ Type-C
✅ Micro-USB
⚡ Charge rapide
💰 20 000 Ar monja

📍 Disponible chez Naïssa – Ivato

🚚 Livraison GRATUITE amin'ny axe Ivato – Talatamaty.
Afaka mandefa faritra ihany koa izahay

📩 Alefaso avy hatrany ny hafatra na antsoy izahay raha hanafatra.

🔥 Stock voafetra – Tongava aloha, mahazoa aloha!

Zay vao vita livraison 🥰Merci beaucoup boss natoky anay
01/08/2026

Zay vao vita livraison 🥰
Merci beaucoup boss natoky anay

Address

Ivato
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Naïssa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share