D Marque

D Marque Fournisseur de maillots de football à Madagascar. Spécialisé en modèle PLAYER VERSION pour ceux qui veut garder leur prestige

🏆 Lalao omaly alina | Lavo ny andrarezina Nandritry ny lalao LaLiga andro faha-4 sy ny Ligue 1 andro faha-3 dia samy tsy...
05/09/2026

🏆 Lalao omaly alina | Lavo ny andrarezina

Nandritry ny lalao LaLiga andro faha-4 sy ny Ligue 1 andro faha-3 dia samy tsy nisy nahazo isa na ny Real Madrid C.F. na ny PSG - Paris Saint-Germain

🇪🇸 Raha teo amin'ny lalaon'i Betis Seville sy ny Real Madrid moa dia tena niady tokoa ny lalao fa nanatombo ny Betis tamin'ny fananany Gardien de but nahavita nanao arrêt maro be 🧤, anisan'izany ny Penalty an'i Mbappé iray navotany tany amin'ny minitra farany tsy hahataperan'ny lalao.
🇫🇷 Ny Parisien koa moa dia sahirana tanteraka nanoloana ny As Monaco, izay mbola tsy nahita fandresena mihintsy tao anatin'ny lalao telo voalohany ho an'ny Ligue 1.

⚠ Mila manao fanamboarana kely ny Coach raha te hahazo vokatra tsara




🏆 LALIGA 🇪🇸 | ANDRO FAHATELO Nivoaka mpandresy tamin'ny isa 5 noho 2 ry zareo FC Barcelona  nanoloana ny ekipa Madrlène ...
01/09/2026

🏆 LALIGA 🇪🇸 | ANDRO FAHATELO

Nivoaka mpandresy tamin'ny isa 5 noho 2 ry zareo FC Barcelona nanoloana ny ekipa Madrlène Rayo Valeccano.
Nanamarika ity lalao ity ny baolina roa avy matin'i Raphinha 🇧🇷 sy Lamine Yamal 🇪🇸

🥇 Mitana ny laharana voalohany ry zareo Blaugrana 🔵🔴 izay manana isa 9 mitovy amin'ny Real Madrid C.F. fa manatombo amin'ny Goal Average ny Catalan.

💬 Hafana ny taom-pilalaovana amin'ity an, samy tsara effectif na ny Blaugrana na ny Merengue
↩ Ndao partagena ny publication antsika




🚨 OFISIALY | Liverpool FC  🤝 BRADLEY BARCOLA  🇫🇷Vita ny fanaovan-tsonia fifanarahana rehetra, mpilalao vaovao ho an'i Li...
31/08/2026

🚨 OFISIALY | Liverpool FC 🤝 BRADLEY BARCOLA 🇫🇷

Vita ny fanaovan-tsonia fifanarahana rehetra, mpilalao vaovao ho an'i Liverpool i Barcola, ilay elatra havia Frantsay nilalao tao PSG - Paris Saint-Germain teo aloha.

Manamafy hatrany ny mpilalao ao aminy amin'izao fiafaran'ny Mercato izao ry zareo Reds 🔴🔴
👋 Tongasoa Barcola

💬 Misy mpankafy Liverpool ve mpanaraka ny pejy D Marque ? Ndao mba manorata ao amin'ny commentaire hoe




🏆 LALIGA 🇪🇸 | Andro voalohanyFandresena voalohany ho an'ny FC Barcelona io alina io tao SPOTIFY CAMP NOU tamin'ity taom-...
27/08/2026

🏆 LALIGA 🇪🇸 | Andro voalohany

Fandresena voalohany ho an'ny FC Barcelona io alina io tao SPOTIFY CAMP NOU tamin'ity taom-pilalaovana vaovao ity.
Baolina tafiditr'i Raphinha 🇧🇷 sy i Fermin Lopez 🇪🇸 moa no nahazoan'izy lreo ny isa telo nanoloana ny ekipa Basques Athletic Bilbao.

💬 Nanao ahoana ny fahitanareo ny lalao?
↩ Aza adino miantso ireo Fan Barça 🔵🔴 mba hanaraka ny vaovao eto amin'ny pejy D Marque

📸 FC Barcelona




🚨 OFISIALY | DOMINIK LIVAKOVIC 🇭🇷 & FC Barcelona Nanambara tamin'ny fomba ofisialy ny ekipa FC Barcelone fa mpilalaon'iz...
27/08/2026

🚨 OFISIALY | DOMINIK LIVAKOVIC 🇭🇷 & FC Barcelona

Nanambara tamin'ny fomba ofisialy ny ekipa FC Barcelone fa mpilalaon'izy ireo manomboka anio ilay mpiandry tsatoby Croate Dominik Livakovic, izay mpilalaon'ny Fenerbaçe teo aloha.
Tamin'ny vidiny 2 Tapitrisa Euros miampy bonus 2 Tapitrisa Euros moa no nahazoan'ny Blaugrana ity mpilalao 31 Taona ity.

👋 Tongasoa Livakovic 🧤
💬 Nahazo mpiandry tsatoby mpisolo toerana tsara ry zareo Blaugrana
↩ Ndao mba omena naoty 1 hatramin'ny 10 hoe ny mercato vitan'ny FC Barcelona




🚨 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 | 𝐒𝐚𝐯𝐢𝐧𝐡𝐨 🤝 Tottenham Hotspur Nanambara tamin'ny fomba ofisialy ny klioba Tottenham fa mpilalaon'izy ireo man...
25/08/2026

🚨 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 | 𝐒𝐚𝐯𝐢𝐧𝐡𝐨 🤝 Tottenham Hotspur

Nanambara tamin'ny fomba ofisialy ny klioba Tottenham fa mpilalaon'izy ireo manomboka androany i Savinho 🇧🇷.
Tamin'ny vidiny 85 Tapitrisa Euros miampy bonus 15 Tapitrisa Euros moa no nifanarahan'ny klioba roa tonta ny amin'ny fifindran'ity elatra havanana Brésilien ity.

💬 Miezaka manamafy hatrany ny mpilalao ao aminy ry zareo Spurs 🐓
↩ Aza adino manaraka tsy tapaka ny pejy D Marque sy manao partage ny publication antsika




🏆 𝐋𝐀𝐋𝐈𝐆𝐀 - 𝐒𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 2026/2027| 𝐇𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐫𝐜̧𝐚Hiatrika ny lalao voalohany ho azy anio alina amin'ny 10 Ora s...
23/08/2026

🏆 𝐋𝐀𝐋𝐈𝐆𝐀 - 𝐒𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 2026/2027| 𝐇𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐫𝐜̧𝐚

Hiatrika ny lalao voalohany ho azy anio alina amin'ny 10 Ora sy sasany ry zareo FC Barcelona amin'ity andro faharoa ho an'ny fifaninanam-pirenena Espagnol 🇪🇸 LALIGA ity izay hanafika ny Elche.

Mety hanao ahoana ny fizotry ny lalao? Hitondra isa telo mody sa isa ray sa aotra?
Anio alina ny valin'izay.
💬 Mba manaova présence ao amin'ny commentaire hoe ianareo Fan Barça 🔵🔴




🏟 𝐋𝐀𝐋𝐈𝐆𝐀 🇪🇸 - 𝐒𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 2026-2027| 𝐑𝐀𝐈𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐙𝐘 𝐈𝐓𝐘🤷‍♂️ 𝑯𝒆𝒚𝒚 𝑱𝒖𝒅𝒆 !! Hanomboka hahita ity célébration an'i 𝑩𝒆𝒍𝒍𝒊𝒏𝒈𝒉𝒂𝒎 🏴󠁧󠁢󠁥󠁮...
23/08/2026

🏟 𝐋𝐀𝐋𝐈𝐆𝐀 🇪🇸 - 𝐒𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 2026-2027| 𝐑𝐀𝐈𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐙𝐘 𝐈𝐓𝐘

🤷‍♂️ 𝑯𝒆𝒚𝒚 𝑱𝒖𝒅𝒆 !! Hanomboka hahita ity célébration an'i 𝑩𝒆𝒍𝒍𝒊𝒏𝒈𝒉𝒂𝒎 🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿 indray isika fa manomboka ny taom-pilalaovana vaovao.
✅ Nahatafiditra ny baolina voalohany ho azy ity irakiraka Anglisy ity taorian'ny lalao Laliga andro faharoa izay natao io alina io.
➕3⃣ Nivoaka mpandresy tamin'ny isa 2 noho 1 moa ry zareo Madrilène nanoloana ny Espagnol Barcelona.

⚽ Hahatafiditra baolina firy i Bellingham amin'ity taom-pilalaovana vaovao ity? Anareo ny fanehoan-kevitra
↩ Aza adino manao partage ny publication antsikz sy manaraka tsy tapaka ny pejy D Marque

📸 Real Madrid C.F.




📰 VAOVAO MERCATO | SAVINHO 🇧🇷 & Tottenham Hotspur Taorian'ny fifanarahana am-bava nataon'ny klioban'ny Manchester City  ...
21/08/2026

📰 VAOVAO MERCATO | SAVINHO 🇧🇷 & Tottenham Hotspur

Taorian'ny fifanarahana am-bava nataon'ny klioban'ny Manchester City sy ny Tottenham dia nahita marimaritra iraisana izy ireo ny amin'ny fifindran'i Savinho, ilay elatra ankavanan'ny Citizens.
85 Tapitrisa Euros moa no saram-pifindrana nifanarahan'ny roa tonta ka miandry ny fanambarana ofisialy sy ny fifanaovan-tsonia sisa.

⏳ Mbola an-dalam-pikarakarana ny raharaha Omar Marmoush 🇪🇬 ihany koa ry zareo Tottenham amin'izao
💬 Manamafy ny ekipany hatrany ry zareo Spurs




🚨 OFISIALY | JOÃO CANCELO 🇵🇹 🤝 FC Barcelona Nanambara tamin'ny fomba ofisialy ny klioba FC Barcelona 🇪🇸 fa mpilalaon'izy...
20/08/2026

🚨 OFISIALY | JOÃO CANCELO 🇵🇹 🤝 FC Barcelona

Nanambara tamin'ny fomba ofisialy ny klioba FC Barcelona 🇪🇸 fa mpilalaon'izy ireo manomboka anio i João Cancelo, ilay vodilaharana havanana tao amin'ny Al Hilal 🇸🇦 teo aloha.
✍️ Fifanarahana hatramin'ny taona 2029 moa no nosoniavin'ity teratany Portugais ity rehefa avy nanapaka ny fifanarahany tamin'ny Al Hilal.
👋 Tongasoa Cancelo 🔵🔴
💬 Manamafy hatrany ny mpilalao ao aminy ry zareo Blaugrana 🔵🔴 fa manana vina goavana ny hibata amboara maro

↩ Aza adino manao partage ny publication antsika sy manaraka tsy tapaka ny pejy D Marque

📸 FC Barcelona




Address

Antananarivo
101

Telephone

+261344535240

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when D Marque posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to D Marque:

Shortcuts

Share