Ansowww Kely

Ansowww Kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ansowww Kely, Shopping & retail, Antananarivo.

🌸 Tongasoa eto amin'ny Ansowww Kely 🌸

👗 Akanjo friperie ho an'ny vehivavy,lehilahy, ankizy ary zazakely
💰 Vidiny mirary
📦 Misy livraison
🚚 Mandefa eto Antananarivo & manerana Madagasikara
📩 Aza misalasala mandefa Mp raha misy tiana o 🥰🛍️👶👗✨

🔥 LIQUIDATION MANTEAU 🔥🥰❤️ Pas plus de ✅ 15.000 Ar ✅ seulement !🚚 Livraison disponible partout !📩 Commandez vite, stock ...
12/08/2026

🔥 LIQUIDATION MANTEAU 🔥
🥰❤️ Pas plus de ✅ 15.000 Ar ✅ seulement !
🚚 Livraison disponible partout !
📩 Commandez vite, stock limité 🥰❤️

04/08/2026

32 sahady nareo fans 😍❤
Mba manaova coucou kely fa asiatsika cadeau ho anareo🤗❤

04/08/2026

Miandry mp anareo nandresy zay oh🥰Manana 24h nareo handefasana mp n page 🥰kouny an Bonne nuit 🤗❤

Bonjour daholy🥰Azafady tamin'ny fahatarany valiny lalao an 🥺Ireo ndray mpandresy tsika 🥰Jp 1 : Mie Ckanne JP 2: Miangaly...
04/08/2026

Bonjour daholy🥰
Azafady tamin'ny fahatarany valiny lalao an 🥺
Ireo ndray mpandresy tsika 🥰
Jp 1 : Mie Ckanne
JP 2: Miangaly Soa
Jp 3: Nandraina Randriamanantena

Afaka miditra mp ianareo
Dia mankasitraka indrindra ho anareo nandray anjara rehetra😻❤
Araho foana ny page 🥰

02/08/2026

inon apk afaka anaovana tirage akoatran'ny app sorteos sy lukky 🥹f tsy mety mitsy

02/08/2026

20 h tirage tsika an 😍❤verifiéo lou hoe efa abonné sy nipartage ve🥰afaka mamerimberina commentaire fa samy hafa ny olona mentionéna an🥰🥰🥰

28/07/2026

bonsoir daoly 🥰,tena miala tsiny indrindra fa ahemotra amin'ny Lahady izao à 19h ilay tirage fa tena misy olana kely izahay dia afaka mitohy foana zany ny lalao hatramin'ny Lahady
merci pour votre compréhension et votre patience 🥺🙏❤️

Prix promo beh🥳🥳🥳8000 Ar Daholo🥹❤️Ity ilay Pull Crop stylé be 😍Maka 1 ➡️ 8 000 ArMaka 2 ➡️ 15 000 Ar 🔥Mp ary 🫶          ...
21/07/2026

Prix promo beh🥳🥳🥳
8000 Ar Daholo🥹❤️

Ity ilay Pull Crop stylé be 😍

Maka 1 ➡️ 8 000 Ar
Maka 2 ➡️ 15 000 Ar 🔥

Mp ary 🫶

❤️

✨ Pull crop tendance 😍💖 Pas plus de 10 000 Ar !Efa eo ambanin sary ny taille 🥹❤🚚 Livraison disponible partout à Madagasc...
15/07/2026

✨ Pull crop tendance 😍
💖 Pas plus de 10 000 Ar !
Efa eo ambanin sary ny taille 🥹❤
🚚 Livraison disponible partout à Madagascar.
📩 MP ❤

✨ Pull crop tendance 😍💖 Pas plus de ⭕10 000 Ar ⭕!Efa eo amban sary ny Taille 🥰🚚 Livraison disponible partout à Madagasca...
15/07/2026

✨ Pull crop tendance 😍
💖 Pas plus de ⭕10 000 Ar ⭕!
Efa eo amban sary ny Taille 🥰
🚚 Livraison disponible partout à Madagascar.
📩 MP prix

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ansowww Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share