10/09/2026
📱 MANANA OLANA AMIN'NY TELEPHONE-NAO VE IANAO ?
📱Aza mamoy fo fa manana ny vahaolana ho anao ny Mada Phone Shop!Vaky écran ? Hadino code ? Sa mihitsoka amin'ny logo ny findainao ? Tsy misy olana tsy misy vahaolana eto amintsika ! Ento ao amin'ny mpanasitrana azy ny findainao fa ho gaga ianao amin'ny kalitaon'ny asa.
⚡🛠️ IRETO AVY NY REPARATION AZONAO ATAO ATO AMINAY :
🔓 MANALA CODE & DÉBLOCAGE : Hadino mot de passe, schéma, code PIN, na kaonty Google (FRP locked) amin'ny finday rehetra.
📱 MANOLO ÉCRAN & VITRE TACTILE : Ho an'ireo telefaonina vaky sary na tsy mandeha ny tactile, soloina écran tsara kalitao sy maharitra.
⚡ FLASHAGE & MISE À JOUR : Telefaonina maty tampoka, mihitsoka amin'ny logo (bloqué sur logo), mi-redémarrer matetika, na misy bug ny système.
🔋 MANOLO BATTERIE & CONNECTEUR : Haingana ritra ny batterie, tsy mety mameno (tsy mi-charge), na simba ny connecteur de charge.
💾 FANAMBOARANA MÉMOIRE : Téléphone feno mémoire foana na miadana be rehefa ampiasaina.
✨ INONA NO LEHIBE INDRINDRA ATO AMIN'NY MADA PHONE SHOP ?
🔬 Diagnostic maimaimpoana (Jerenay aloha ny fahasimbany vao miresaka prix).
⚡ Asa haingana sy madio (Misy fahafahana miandry kely ho an'ny fahasimbana tsotra).
🛡️ Misy Garantie ny kojakoja rehetra soloina eto amintsika mba ho fitoniana ho anao.
💰 Vidiny mirary nefa asa raitra indrindra no omena anao.
📞 HAINGANA, MIFANDRAISA AMINAY DIENY IZAO :💬 Afaka mandefa Message Privé (MP) avy hatrany ianao hiresahanao amin'ny Technicien-tsika.
📲 Téléphone & WhatsApp : 034 38 852 53 / 038 63 095 70📍 Na manatona mivantana ny boutique-nay ihany koa !