06/03/2023
Miarahaba antsika rehetra ! Ireto indray ny vokatra hoentina ho amin-tsika ! Manokatra sary dia ao ny détails tsirairay ! Koa raha liana aza isika dia aza misalasala manantona ny magasin misy anay eto Behorirka ampitan'ny association chinoise ! Azon-tsika hatao koa ny mandefa hafatra miafina na hiantso ny laharana 0344324321 na 0344320306 ! Hoan-tsika any amin'ny faritra sahirana amin'ny fivezivezena dia aza misalasala mandefa ny commande fa afaka livré-na tsara