01/08/2026
📢 Efa manakaiky ny fidiran'ny mpianatra !
Aza miandry ny fotoana farany vao mitady cahier, stylo, kit na sac.
Ao amin'ny E-bazary – Rentrée Express, efa vonona izahay hanampy anao hahita izay ilainao.
✅ Fournitures scolaires ✅ kalitao azo antoka ✅ mirary
📩 Alefaso aminay fotsiny ny lisitrao, dia izahay no hikarakara ny ambiny.
🎒 E-bazary – Rentrée Express "Miomàna dieny izao, mianara am-pilaminana!"