Fiaina-Ntsoa Fashion

Fiaina-Ntsoa Fashion Vente d'articles de qualité❤🦋


Contactez nous en message privé 📩

Salama e😘 mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra💜. Hitondra soa sy fifaliana ho anao ihany koa ity Alatsinai...
11/11/2024

Salama e😘 mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra💜. Hitondra soa sy fifaliana ho anao ihany koa ity Alatsinainy ity 🤗❤️

Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity alatsinainy mahafinaritra be ity❤❤Hanao live liquidation isika androany, TOUT ...
04/11/2024

Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity alatsinainy mahafinaritra be ity❤❤
Hanao live liquidation isika androany, TOUT A 18.000ar‼️ Et oui 18.000ar daholo amin'izay
Noho ny fandaminana dia naroso amin'ny 2 ora tolakandro 🕑 ny live antsika sady hanaovantsika ny tirage an'ilay jeu azahoana sac à épaule❤❤
Rehefa avy eo ary izany ny fotoana 😚
Bonne semaine tout le monde🫶🏼

Bonsoir🥰Noho ny olana ara- teknika dia rahampitso no atao ny tirage au sort. Manao échec foana ilay application ka hiala...
02/11/2024

Bonsoir🥰
Noho ny olana ara- teknika dia rahampitso no atao ny tirage au sort. Manao échec foana ilay application ka hialana tsiny indrindra Tompoko🥺
👉Ny lalao kosa dia mifarana androany ka mankasitraka anareo sahady nandray anjara ❤️.
Tinay be ianareo🥰❤️

Bandoulière blanche de marque BVLGARIE très classe❤120.000ar
29/10/2024

Bandoulière blanche de marque BVLGARIE très classe❤
120.000ar

Iza no mazoto hilalao hiaraka aminay ô⁉️Ity sac à épaule en jean manjakely ity no loka ho an'izay mandresy amin'ny lalao...
22/10/2024

Iza no mazoto hilalao hiaraka aminay ô⁉️

Ity sac à épaule en jean manjakely ity no loka ho an'izay mandresy amin'ny lalao.
Ireto avy no atao ho an'izay te handray anjara:
👉 Abonneo ny page Fiaina-Ntsoa Fashion
👉 Partageo en 'MODE PUBLIC' ity publication ity ary mentionneo ny anaran'ny page mba hahafahanay mahita ilay partage izay ataonareo ☘️
👉 Entano ny namana 5 ao @ commentaire mba handray anjara ihany koa 🎉
👉 Partager ao 3 misy anao ity publication ity

Mifarana ny lalaontsika ny sabotsy 2 novembre ary ho atao tirage au sort ny mpandresy.
Alefa ary eee🫶😘

Des sublimes bandoulières en cuir de marque Christina & OLK 🦋Dispo de suite
20/10/2024

Des sublimes bandoulières en cuir de marque Christina & OLK 🦋
Dispo de suite

Des jolies portes téléphones à 15.000ar seulement chez Fiaina-Ntsoa Fashion❤🦋Venez vite en message privé📩
18/10/2024

Des jolies portes téléphones à 15.000ar seulement chez Fiaina-Ntsoa Fashion❤🦋
Venez vite en message privé📩

Indreto daholo ary ireo mini sac izay hitantsika tao anaty live teo😚Prix entre 20.000ar à 35.000ar, eo ambany ny sary ts...
17/10/2024

Indreto daholo ary ireo mini sac izay hitantsika tao anaty live teo😚
Prix entre 20.000ar à 35.000ar, eo ambany ny sary tsirairay ny détails ary afaka miditra mp avy hatrany fa ho valiana ianareo
📌 Lieu de récupération : Ambohidahy
🛵 Frais de livraison à partir de 3.000ar

Hello tout le monde😚Hialana tsiny fa misy fahatarana kely ny live-ntsika fa efa mandamina izahay izao😊Dans quelques minu...
17/10/2024

Hello tout le monde😚
Hialana tsiny fa misy fahatarana kely ny live-ntsika fa efa mandamina izahay izao😊
Dans quelques minutes ny fotoana antsika fa araho ny live de antsoy ny namana fa hisy jeu azahoana loka😘😘

Salama harivariva oh💜❤️Articles vitsivitsy ireto aloha no asehonay anareo fa hisy ✔️LIVE ✔️rahampitso atoandro. 🤗 Qualit...
16/10/2024

Salama harivariva oh💜❤️
Articles vitsivitsy ireto aloha no asehonay anareo fa hisy ✔️LIVE ✔️rahampitso atoandro.
🤗 Qualité au top foana
🥰Prix: à partir de 20.000 ar

Ireto ary ny nahazo ireo crédit tamin'ilay lalaontsika omaly😚😊Mankasitraka ireo rehetra izay nandray anjara de amin'ny m...
10/10/2024

Ireto ary ny nahazo ireo crédit tamin'ilay lalaontsika omaly😚😊
Mankasitraka ireo rehetra izay nandray anjara de amin'ny manaraka indray ô 🫶🫶
Manasa ireto mpandresy ireto ary izany hiditra mp amFy Raz RazStéphie Samuelmuelphie SaNaval Laingotianaiana Tsiaro Niaina MichMichael Malalalala Hàÿ Ram Cz

‼️Aza adino ny live antsika afaka fotoana fohy anehoantsika ireo entana vaovao ‼️

10/10/2024

Salama oh🥰 Aza adinoina ny Live-ntsika eto amin'ny Pejy rahariva an.
🕖 amin'ny 19h🕖
Mialohan'izay ny fisarihana amin'ilay lalao ahazoana Crédit💖😉

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiaina-Ntsoa Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share