Luma store

Luma store ✅ Boutique de mode en ligne à Madagascar 🔥
👉 Vidiny mirary
🫴 Jp en commentaire + confirmation en MP ❌
🔥 tik tok : 🔥

🚚  Tolotra service fitaterana (transporteur) eto Antananarivo 🚚Camionnette Hyundai H100 double cabine, vonona hanampy an...
27/03/2026

🚚 Tolotra service fitaterana (transporteur) eto Antananarivo 🚚

Camionnette Hyundai H100 double cabine, vonona hanampy anao amin’ny fitaterana entana isan-karazany :

✔️ Fitaovana sy entana madinika na lehibe
✔️ Fitaovana fanorenana
✔️ Fanaka sy entana amin’ny fifindra-monina

✅ Haingana sy azo antoka
✅ Sarany mirary dia mirary
✅ Miasa manerana an’Antananarivo sy ny manodidina 7J/7

📩 Mifandraisa aminay amin’ny message privé na antsoy mivantana raha mila fanazavana na famandrihana.

☎️ Téléphone : 034 69 342 84

👉 Zarao amin’ny namana mety mila service fitaterana !

✅ Vitsivitsy sisa izy ato an ✅
06/08/2025

✅ Vitsivitsy sisa izy ato an ✅

🔥Capuchon friperie premium très bonne qualité ✨✅ Taille L Prix : 20 000 ar ✨
03/08/2025

🔥Capuchon friperie premium très bonne qualité ✨
✅ Taille L
Prix : 20 000 ar ✨

🛑 PROMO : Jogging capuchon friperie tsara qualité ✨🌿🥶 Mety tsara amin'izao andro mangatsiaka izao , misy anatiny fourrur...
19/07/2025

🛑 PROMO : Jogging capuchon friperie tsara qualité ✨🌿

🥶 Mety tsara amin'izao andro mangatsiaka izao , misy anatiny fourrure sady matevina tsara daholo , misy marque azo isafidianana ho an'izay mahazo aloha👌

❌ Prix : TOUT à 15 000 ar daholo ❌

🍋 Dité fanafody sery sy kohaka !⛅ Efa mangatsiaka ny andro ka manomboka misy sery sy gripa , andramo ity thé mafana tsot...
23/05/2025

🍋 Dité fanafody sery sy kohaka !

⛅ Efa mangatsiaka ny andro ka manomboka misy sery sy gripa , andramo ity thé mafana tsotra ity :

Akora ilaina :

👉 1 sakamalaho (gingembre) voatetika na

👉 1 sotrokely ranom-boasary makirana

👉 1 vera kely tantely

👉 Azo ampiana canel na thym kely

Fikarakarana :

1️⃣ Ampangotrahina ny rano
2️⃣ Ampiana ilay Sakamalaho , avela hilona 5-10 min
3️⃣ Asorina ambony afo dia ampiana tantely sy ranom-boasary makirana (Tsy ampangotrahina ilay voasary sy Tantely)

Tombontsoa :

Sakamalaho ➜ manafana sady anti-inflammatoire

Citron ➜ manamafy hery fiarovana sy mitondra vitamine C rehefa asiana Tantely na siramamy

Tantely ➜ manalefaka ny tenda rehefa mitady ho mangaraka iny , sady antibactérienne

Kanelina/Thym ➜ manampy amin’ny ady amin’ny virus (antiviral)

Andramo ary zarao amin’ny namana !
❌ Araho ny pejy ❌

❌ Live capuchon tout à 10 000 ar ❌ À 11h Tout à 10 000 ar . Afaka Tonga dia mandefa MP ihany raha misy alainareo ny amin...
07/05/2025

❌ Live capuchon tout à 10 000 ar ❌ À 11h
Tout à 10 000 ar . Afaka Tonga dia mandefa MP ihany raha misy alainareo ny amin'ireto azo sary ireto 😊

🌧️❄️ Manomboka mangatsiaka ny andro 🥶🔥✨ Ireto ary ny Sweat à capuche ato aminay❌ Friperie Qualité premium sady matevina ...
31/03/2025

🌧️❄️ Manomboka mangatsiaka ny andro 🥶🔥

✨ Ireto ary ny Sweat à capuche ato aminay
❌ Friperie Qualité premium sady matevina nefa mora ❌
🔥 Manomboka amin'ny 10 000 ar fotsiny 🔥

📩 Commande en Message privé !
📢 Partageo amin’ny namana sao dia ilain’izy ireo koa 😉

❌ Miezaha hatrany! 💪✨"Tsy ny fahalavoana no zava-dehibe, fa ny fahaizana mitsangana indray."Tsy misy lalana mora mankany...
26/03/2025

❌ Miezaha hatrany! 💪✨

"Tsy ny fahalavoana no zava-dehibe, fa ny fahaizana mitsangana indray."

Tsy misy lalana mora mankany amin’ny fahombiazana! 🚀 Raha sendra lavo ianao, aza kivy fa ataovy izay hahatonga anao ho matanjaka kokoa. 🌱 Ny fanamby rehetra dia fianarana , ary ny faharetana no fanalahidy manokatra varavarana vaovao. 🔑

Andao hatoky tena, hiasa mafy ary tsy hijanona raha tsy tonga amin’ny tanjona! 🌟🔥

🚀

❌🔥 Sweater à capuche friperie qualité premium matevina tsara 🛍️🔥 🔥 De 10 000 ar - 15 000 ar - 20 000 ar 🔥 ✨❌ Jp en comme...
24/03/2025

❌🔥 Sweater à capuche friperie qualité premium matevina tsara 🛍️🔥

🔥 De 10 000 ar - 15 000 ar - 20 000 ar 🔥 ✨

❌ Jp en commentaire + confirmation en MP ❌

❌ Give away , give away capuchon qualité ✨  🔥 Sweat à capuche friperie qualité premium , matevina tsara 🔥👉 À partir de 1...
22/03/2025

❌ Give away , give away capuchon qualité ✨

🔥 Sweat à capuche friperie qualité premium , matevina tsara 🔥

👉 À partir de 10 000 ar hatramin'ny 20 000 ar fotsiny

✅ Aza adino ny manaraka ny live antsika isanandro , izay manao partage + commentaires be réactions indrindra mihoatra ny 30 dia mahazo anankiray gratuit misafidy , ny faharoa mahazo livraison gratuite ❤️🔥

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261328554128

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Luma store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share